tsy mety velona mihintsy ny azy
1. xxx
(
06/01/2004 16:50)
vonjeo za fa tsy mety velona ny an' ny kofako nefa za efa te anao b mihintsy.inona ny vaha olana
mila nonona ve ny azy?
mila nonona ve ny azy?
novalian'i fijo ny 30/01/2004 20:24
2. tambaoaks
(
06/01/2004 17:00)
tena marikoriko mihintsy zany fikanao izany.@maha malagasy ahy aloa de
tsy mendrika izany fihetsika izany fa
ny tambavy ihany no vaha olana.omeo tambavy izy d orina ny zavany
tsy mendrika izany fihetsika izany fa
ny tambavy ihany no vaha olana.omeo tambavy izy d orina ny zavany
4. xxx
(
06/01/2004 12:14)
fa nga efa voakaontinao mihitsy 'zany ry xxx.De tsy mijaly @zany ve ndry e!
8. tambaoaks
(
07/01/2004 10:21)
nareo tena tsy valahara mihintsy
tena resaka mamoafady zany resaka izany.efa hoe tambavy sy hotra no vaha olana @io
tonga d maharitra adin'1
tena resaka mamoafady zany resaka izany.efa hoe tambavy sy hotra no vaha olana @io
tonga d maharitra adin'1
10. rinakely1
(
08/01/2004 12:49)
zany manko ry fijo! lé tambaoaks koa refa hita fa resaka veta2 no ato d mbola mitonatonana ihany!
11. fijo
(
08/01/2004 19:58)
"tsy valahara"nefa eto hiany fa tsy miala.izany hoe tia tsy valahara koa.dia avohay ny hevitra rehefa tia fa tsy ny an'ny sasany no aratsiana.
13. niainjanahary
(
09/01/2004 18:11)
efa lasa arina mihitsy anie ianareo izany ry tambaoaks é. mba manara fivoarana. raha izao manokana aloha dia asiko minono izay miaraka amiko rehefa tsy velona ny entana é. sady tsiron no fanampiana ahy ihany io ko.
14. rlcj
(
10/01/2004 17:31)
sotony mafy b ky d avy eo tsondromy @ formol d asaivo asiany glacon fona ao anaty slip-ny na calsany a.Sangisangy zany fa aza tezitra an.Cafe mahery tsara sy jaune d'oeuf afagaro fa tonga d jusqu'a l'aube
18. ravatorano
(
13/01/2004 17:24)
asaivo mihinana kolà na mihosotra cpv fa na herinandro aza mihinjihinjy eo foana
zany ka tena miridiridy ry xxxx ah
mety ho fatinareo indray lé rekor nareo teo aloha
zany ka tena miridiridy ry xxxx ah
mety ho fatinareo indray lé rekor nareo teo aloha
19. rinakely1
(
13/01/2004 17:29)
minakinana zava-poana ihany e! refa manjavona eo io fika io zay vo gaga eo nareo!
