samy zanak'izy roa

1. fijo ( 08/01/2004 16:33)
raha samy efa niteraka no nivady ny ray amandreny ao an trano.raha mifankatia ny zanany,dia ho diso ve?
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:32
2. tia_ery ( 08/01/2004 19:00)
fa i FIJO ve adala eh ?

Ohatran'ny tena mahalasa ny saina ny fomba fihevitra sy fisainanan'y olona sasany ndraindray. Atao hoe diso mieritreritra loatra ve sa ny sainy no efa fohy ?

Ny toa an'dry Fijo itony no tokony ilana fanamboarana mihintsy ny fomba fisainany fa efa tena mivarilavo tanteraka. Na ny sodomita sy ny tany Gomoro ary ve hanao an'izany.

Ovay leisy ny fanontaniana de mbô resaka hafa resahina sy tantaraina ary ametrahana fanontaniana fa aza de resak'a mampiseho fa adala ilay mitondra ny lohahevitra.

Sôtra eh!
3. hery ( 08/01/2004 19:42)
Question morale io fanontanian'i Fijo io fa tsy tokony horaisina amin'ny hoe adala ve izy sa tsia.

Angamba tsy azon'i tia_ery ny fanontaniana.

Zavatra mpitranga matetika io.
Ny zanak'i ramatoa talohan'ny fanambadiana dia tia ny zanak'i rangahy talohan'ny fanambadiana. Raha toa ka raisina ilay antsoina hoe "cosanguinité" izany hoe fitovizan'ny ra, dia tsy misy ifandraisany mihitsy ireo olona ireo. Ka raha ara-tsiansa dia tokony ho OK ny fivadiany.
Resaka Morale fotsiny izany ilay izy... ary io morale io no manan-danja noho ny resaka physique. Raha vao mivady i ramatoa sy rangahy dia mifaningotra amin'izay rohim-panambadiana izay ny zanak'izy mivady na dia ireo izay talohan'ny fanambadiana aza... noho izany lasa toa ny mpianadahy (moralement) na dia tsy mpianadahy ara-drà aza. Azo sokajiana ho toa ny inceste izany io zavatra iray io.

Averiko indray fa misy cas ohatra an'izany, tena lasa mpivady mihitsy izy dahy (faux frère-soeur) kanefa misy procédures maromaro atao alohan'ny mety hahatanterahan'ny fanambadiana.

Misaotra.
4. moi ( 08/01/2004 11:37)
Voavalin'i Hery ny lohahevitra, ka hanitatra tranga hafa aho ;
Miady lava ry mpirahalahy, na mpianadahy, na mpirahavavy satria toy izao ny vava mivoaka : Lasan'i Papanareo mamanay, nahodikodin'i Neninareo ny lohan'i Dadanay ... Ka ny lehibe no mifankatia, fa ny zanaka miady ... Tsy aleo ve izy mifankatia e ! An an an ! mety hiady an'ilay anabavy tokana mihitsy aza ny mpirahalahy, na raha lahitokana dia hiadian'izy mirahavavy ... Dia raha tohizana ny tantara dia izy mivady indray no miady hoe : ny zanakao tsy mandefitra mihitsy ...
(Mbola hitohy)
5. tia_ery ( 08/01/2004 12:34)
Fa mbola ririnina ve zao sa efa mbô fahavaratra ihany. Ataoko fa tsy hisy hieritreritra an'izany aloha hatramin'izao. Tranga mety misy hoy ianareo fa any amin'ny film ngamba. Nefa hoe zany izy film ve de hoanatsoahina lesona. Asa koa !!!

Par principe io ary fondamentale de vie. Tsara kokoa ny miverina amin'ny atao hoe fototry ny fanambadiana de amin'izay mazava ny resaka sy ny tokony hanontaniana.

Ny zava-mananaina rehetra ange afaka mivady eh !!! ary azo hapetraka hoe rahoviana ny olombelona no tena haka ny fomban'ny biby amin'ny resaka fanambadiana ? Ny firaisana ara-nofo aloha de misy mahavita lavitra miohatra ny biby.

Sôtra eh!
6. rinakely1 ( 08/01/2004 12:40)
tsy mety zany satria efa oln -pianadahy v izy roa koa!
sa hafaka mivady ngah ny mpianadahy?
7. ikaretsaka ( 08/01/2004 15:20)
Arakaraka ny morale sy fomba nitaizana anao io araka ny nolazain'i hery eo ambony!
8. donemaskit ( 08/01/2004 16:34)
Raha ny hevitro koa aloha dia tsy hitako izay maharatsy an'izany : tsisy hifandraisany akory tsinona izy 2 koa.
Fa ekeko hoe misy mahita an'izany ho immoral sns, fa tsy tokony satria tsy tena mpianadahy akory izy tsinona, ohatra ny olona rehetra ihany!
9. ikaretsaka ( 08/01/2004 18:51)
ireo mpanao lova tsy mifindra no specialiste @ izany
10. fijo ( 08/01/2004 19:34)
misaotra rahery.
tia-ery,ny loha hevitra eto dia misy antony,fa aza dia tery saina toa io.tsy film io,fa nisy "arretn'ny cour supreme"vao nivoaka momba io taty france omaly,ary zavatra misy betsaka aty io,ka mba tiako halaina ny hevitry ny gasy.tsy hadalana no nanaovako azy ato.ka mba hitaro ny fisainan,fa aza dia terena loatra.
11. tia_ery ( 09/01/2004 16:41)
Ka izay rehetra mety any France ve ry Fijo de hety aty Dago kosa ah!!!
Any Frantsa tsy olana ny union libre, ny concubinage sy ny etc ... fa ny eto dago aloha de tsy mbola izay. Ary amin'ny sisa de farito mazava tsara ny sehatra hifampiresahina fa tsy transposition mathématique izy 'ty akory de afindra de mifindra. Mbola hafa ihany i Dago ary izay arrête na cassation ny CS tany Frantsa tsy pb'ny gasy izany fa anareo.

Sa mihevitra ny hody aty Dago ka mitady hitondra ny forongo sy hevitra mamoafady avy any.

Ntsôoooo!!!!

Sôtra e!

TTF: Fa ny olona any Frantsa 'zany de milaza fa malala-tsaina sy ohatr'izay .... mbô zay ngamba tany talohanareo fa aza de mirehareha sy miavonavon-kevitra loatra eh!!!

12. pitchou ( 09/01/2004 20:56)
mitombina tsara ny fanontaniana sy lohahevitra nampidirin'i Fijo. Mety hisy pb raha mbola kely ny ankizy dia miara-lehibe toy ny mpianadahy satria ho marqué @izay ny sainy. Fa raha efa samy lehibe ny ankizy, efa tonga eo @ taona hitiavany olona, no mivady ny ray aman-dreny ... resaka hafa. Morale ve? angamba tsy mipetraka akory izany! sa kosa sao dia ny ray aman-dreny raha izany no mifehy tena tsy mivady fa aleo ny ankizy no hivelatra eo @ fitiavany?
io ve tsy mitovy ihany @ hoe ny ankizy no nivady aloha de satria samy tokatena ireo raiamandreny, d nifankahazo d nivady koa? misy pb na morale ve izany?
13. rinakely1 ( 09/01/2004 10:39)
zay zany no izy e!
14. lema ( 09/01/2004 12:21)
tsy fantatrareo anga "fa ny fitiavana no lehibe indrindra...."
15. niainjanahary ( 09/01/2004 18:03)
tsy misy olana izany rehefa mipetraka ny fitiavana ka tsy misy fatotra mipetraka. tsy natao ho an'ny lehibe ihany koa ny fitiavana anie.
mazotoa daholo é
16. kally ( 10/01/2004 09:05)
Inona ary ity ataon'i tia_ery?Ny hamisavisana ny ratsy ihavian'ny soa.Mihevitra ianao fa olana tsy hitranga eto Dago mihitsy io lazain'i Fijo io?Aiza ary ianao izany?sao dia mbola matory ianao ra-tia_ery a?
17. rinakely1 ( 10/01/2004 10:48)
tsy natao ho an'ny lehibe rery ny fitiavana fa raha oln mpianadahy kosany v d tokony hiaraka e!
sa tinao ngah raha mivady @ anabivinao enao?
18. pitchou ( 10/01/2004 12:10)
inona aloha @ rinakely no atao hoe mpianadahy? sahala @ cas nolazain'i fijo io ve? raha izay manko d problemana anarana fotsiny d ovaina any @ fanjakana ny anarana e!
19. rinakely1 ( 12/01/2004 12:40)
zay zany kou!
20. tia_ery ( 12/01/2004 12:47)
Fa kally ve adala eh!!! Ny hamisavisana ny ratsy hono ihavian'ny soa. Ary ny iriko-faty no ela velona. Fa mbola tsy nahita naniry ny ho faty zà.......

Ataoko fa ampy ny olon-droa hametraka sy hanadihady ary amiko tsy maintsy misy mandefitra amin'ny ireo nefa ny vokany de mbola ratsy foana no hitako sy reko hatramin'izao. Fa misy mitsaingoka foana de tsy mahatanty foana fa ho an'izay te hiditra lalina amin'izany ka hinia tsy te-halala sy tsy hihevitra de tonga de manaova bevohoka de tsy misy manakana intsony.

Sôtra eh !!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5754