ramanenjana sa viagra

1. xxx ( 07/01/2004 11:50)
kof maromaro lesy zay nakany diego tany de nisy zay ranonjavatra kely zay nomele ol anay fa bô te hampirehatra sipa. kanjo tsy nety maty intsony ne ny rasta fa kay nosotroiny daholo le izy fa de ho fav miotra ny kof izy. na de nasitrika tao anaty frigo aza bô hagantsika fa tsy poinss e. fa sipa any ko hono raha vao tsy mikaty na otran'le sotroinay zay de tsy reviny an!
de tsy maintsy ho ramanenjana ve na viagra vao reviny sipa
2. fijo ( 08/01/2004 09:30)
ny sipa mila zaka matanjaka ka
3. kally ( 08/01/2004 17:01)
Matanjaka loatra koa, mampieritreritra ihany!raha ho lava loatra asiako famakiana gazety ny farany!!!
4. fijo ( 08/01/2004 18:43)
dia ilazao vaovao izahay ry kally a.ih,ih,ih.
5. rinakely1 ( 09/01/2004 10:59)
inn njay zany mienjakenjana lava ato zany e?
ny any sipa wa refa mavita azy nareo d poince fona io.
6. kally ( 09/01/2004 16:54)
Ary nakaiza ho'a rfanjav?
7. donemaskit ( 10/01/2004 09:00)
lasa nankany Diego izy e!
8. rinakely1 ( 10/01/2004 10:58)
ary efa fantatry donemasikt mitsy an!
9. fijo ( 13/01/2004 10:35)
tsy hita intsony tokoa e.very namana isika .dia hafanain'areo sy rina izany ny sehatra ko.
10. ikaretsaka ( 13/01/2004 17:51)
angaha koa maty @ vehivavy ilay zavatra any diego? dia raha misotro azy izy dia ny inony no ho lava?
11. fijo ( 14/01/2004 10:03)
ny cli...aleo aho hangina
12. xxx ( 22/01/2004 11:04)
fa tsy haiko mitsy oe inn no kopozisio le izy, aiza ve ko na frigo aza tsy mampitolefika azy
13. fijo ( 23/01/2004 09:31)
ilaina ho fantatra izany ry zalahy,dia amidy aty,fa tena be mpitady ireny aty a.
14. xxx ( 23/01/2004 10:32)
rinakely> ra tsy mienjanaio tsy mavita zavatra zany
15. fijo ( 27/01/2004 20:48)
karohy letsy dia ahitako mpividy aty a
16. neeck ( 08/03/2004 20:47)
Ireny lesy no atao hoe taimbon-tsaka à, nalaina avy amin'ny tangitsy lahy ireny, raha vehivavy no misotro azy dia tsy mahalasa nay azy izy fa miolankolana eo fotsiny dia ny kibony avy eo no marary.
17. fijo ( 10/03/2004 10:40)
omeo vaovao momba an'io tsara letsy izahay an
18. niainjanahary ( 24/07/2004 18:36)
tsy izany ve no tadiavina ka inona no olana aminareo ry zalahy a. rehefa maharutra ny an'ialahy dia reven'ny jo foana io. sady izao koa plus c'est long et olus c'est bon pour moi bien sur. sady mampirevy no mirevy éééé. na viagra io na ramanenjana tsy ny hery ve no tadiavina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3804