Hafatra - tahiry

1. ds ( 15/12/2003 11:15)
Tsara angamba raha afaka tahirizina indray mandeha ny hafatra voafantina rehetra. Tahaka ny fahafahana mamafa hafatra. Ohatra :
- fidio daholo
- tahirizo
novalian'i dd ny 16/12/2003 17:51
2. hery ( 15/12/2003 11:18)
Tsy dia tena ampirisihana (encourager-na) ilay fitehirizana hafatra satria dia tahiry tokoa. Izany hoe rehefa tena ilaina ho tehirizina fa tsy alefa email ny hafatra vao ampidirina ao.

Raha toa ka atao miara voafantina dia mety hifindra ao daholo indray ny hafatra rehetra voaray...

Somary sahirana kely tsirairay fotsiny dia amin'izay fantatra ny lanjan'ilay tahiry.

Sa ahoana hozy nareo?
3. dd ( 16/12/2003 17:51)
marina ihany aloha ilay hevitr'i hery e! efa tsy notohizako lay mail ...

mirary soa hatrany! (soava dia koa)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5652