la beauté est intérieure : théorie?
1. xxx
(
13/12/2003 09:28)
Rehefa mijey ny resakareo lehilahy ah dia hoe sao dia ratsy ny sipa e sns , nefa milaza hoe ny toetra ihany raha fitiavana .
novalian'i fijo ny 08/01/2004 09:50
2. isrine
(
14/12/2003 17:57)
Ny lehilahy no milaza fa ny toetra ihany no jerena raha fitiavana no lazaina, nefa firy @ ireo no mampitambatra ny toetra sy ny hatsaran'ny sipa vao miaraka amin'le sipa izy? Izay anie no mahatonga ny joba ho tsisy mpikoty e, satria ratsy tarehy; fa ny lehilahy na ratsy aza de mahapezy fona. fa asa no nahoana koa no misy vehivavy mety hiaraka @ lehilahy ratsy tarehy? De noho ny vola ihany ve sa mba misy fitiavana?
3. rinakely1
(
15/12/2003 13:45)
io fanontanianao io no mahavaly izany e: c la beauté intérieure qui compte! Nefa marina ny lazain'i isrine we vitsy ny lhl mijery izany fa tsy maintsy tsara tarehy vo manjono
6. rfanjav
(
16/12/2003 12:14)
ary mahaiza koa mifidy, fa tao-tranon'Iarivo io ze mahavita aloha ihany no manenina, hi hi hi
aza maimaika zany e!
aza maimaika zany e!
8. isrine
(
17/12/2003 20:13)
De izay eranareo lehilahy e!
Sady nareo mora miova hafa koa rehefa tsy mamely ny eo.
Sady nareo mora miova hafa koa rehefa tsy mamely ny eo.
17. isrine
(
22/12/2003 17:03)
Ataovy ranon-dity zany ry rjanjav a , @ izay tena tsy mahakofoka tsony i Fijo!
