la beauté est intérieure : théorie?

1. xxx ( 13/12/2003 09:28)
Rehefa mijey ny resakareo lehilahy ah dia hoe sao dia ratsy ny sipa e sns , nefa milaza hoe ny toetra ihany raha fitiavana .
novalian'i fijo ny 08/01/2004 09:50
2. isrine ( 14/12/2003 17:57)
Ny lehilahy no milaza fa ny toetra ihany no jerena raha fitiavana no lazaina, nefa firy @ ireo no mampitambatra ny toetra sy ny hatsaran'ny sipa vao miaraka amin'le sipa izy? Izay anie no mahatonga ny joba ho tsisy mpikoty e, satria ratsy tarehy; fa ny lehilahy na ratsy aza de mahapezy fona. fa asa no nahoana koa no misy vehivavy mety hiaraka @ lehilahy ratsy tarehy? De noho ny vola ihany ve sa mba misy fitiavana?
3. rinakely1 ( 15/12/2003 13:45)
io fanontanianao io no mahavaly izany e: c la beauté intérieure qui compte! Nefa marina ny lazain'i isrine we vitsy ny lhl mijery izany fa tsy maintsy tsara tarehy vo manjono
4. fijo ( 16/12/2003 09:16)
ka haka ihany ve,dia haka ny ratsy kosa hozy nareo.
5. rinakely1 ( 16/12/2003 10:37)
tano ny zé hita e! fa fiainana tsy hita2!
6. rfanjav ( 16/12/2003 12:14)
ary mahaiza koa mifidy, fa tao-tranon'Iarivo io ze mahavita aloha ihany no manenina, hi hi hi
aza maimaika zany e!
7. tequila ( 16/12/2003 12:31)
hi hi !
8. isrine ( 17/12/2003 20:13)
De izay eranareo lehilahy e!
Sady nareo mora miova hafa koa rehefa tsy mamely ny eo.
9. fijo ( 17/12/2003 10:19)
ao ary fa dia tanana izay hazo fa tsy ilaozana raha malazo e.
10. rinakely1 ( 17/12/2003 12:11)
malazo? tondrao koa!
11. fijo ( 17/12/2003 19:20)
mila rano speciale io rina a.
12. rfanjav ( 18/12/2003 18:11)
rano spéciale ve dia tsy ananan'i Fijo?!
hi hi hi
13. fijo ( 18/12/2003 19:44)
an,an,any aminareo no misy azy ka.ih,ih,ih.
14. isrine ( 19/12/2003 20:40)
Fanjav, rinakely: tondraho hono i Fijo e.
15. fijo ( 19/12/2003 11:21)
ie amin'izay maniry tsara.
16. rfanjav ( 22/12/2003 12:13)
@ zay ko tsy mifindrafindra fa raikitra eo, hi hi hi
17. isrine ( 22/12/2003 17:03)
Ataovy ranon-dity zany ry rjanjav a , @ izay tena tsy mahakofoka tsony i Fijo!
18. fijo ( 23/12/2003 10:53)
ka raha tsy mihetsika anie aho,dia ianareo ihany no ho voa eo e.
19. rfanjav ( 23/12/2003 14:35)
tsy manja indray raha tsy mahakofoka ka,

inona koa no ilàna an'zany?!
20. fijo ( 24/12/2003 09:44)
ilay mikofokofoka be ihany no manja e.fa tsy mifindrafindra.ok ary e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2499