teo am - pirevena
1. xxx
(
12/12/2003 16:08)
Efa nalefako ty lohahevitra ity fa nocensuren zareo angamba.
Efa mba tratry ny sipa terak' etotra teo am - pirevena ve nareo ry bandy isany ary tonga de maimbo an!
Fa tena tonga de kola be batoto de nirava ho azy ny revy
Efa mba tratry ny sipa terak' etotra teo am - pirevena ve nareo ry bandy isany ary tonga de maimbo an!
Fa tena tonga de kola be batoto de nirava ho azy ny revy
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:55
2. rinakely1
(
12/12/2003 11:42)
hoy ny dokotera ao Tsaralalana we "etotra tsy tana tsy mba fahotana, fa mahatsara ny fahasalamana "e! Tokony nasinao mozika kosa t@ revinareo d tsy nandefa izy koa.
5. isrine
(
12/12/2003 15:19)
Mody lazainy fa le sipa no terak'etotra, fa mety lery no tena nanao azy. Ary izay no tsy nametrahany ny anarany angamba, sao hihomehezan'ny kofa lery.
6. rinakely1
(
12/12/2003 17:33)
zay mametraka problème kosa aloha d tokony mba mametraka ny anarany fa d inn kosa ary no mahamenatra anreo @ zany e!
7. kally
(
13/12/2003 12:01)
Andao rangahy izay olona tsy mametraka solon'anarana tsy valiana efa solon'narana ve dia mbola tsy apetraka ihany.
8. ikaretsaka
(
14/12/2003 12:29)
teneno rangaha i hery hoe tay maintsy mametaka anarana raha izany a
9. isrine
(
14/12/2003 17:59)
Zay mihitsy, izay mametraka sujet tokony hametraka anarana, raha tsy izay tsy valiana ny lazainy.
11. fijo
(
16/12/2003 09:20)
marina daholo izany,ary tokony hosarotiny isika rehetra amin'ireo tsy mametraka anarana ireo.fa mampihomeky be ilay fanontaniana kle.ary zava misy izany,fa efa sendra koa aho.
12. rfanjav
(
16/12/2003 19:47)
Tsy ohatra ny mihinam-bary misy mandrezatra ihany ve izany e, tsy hitako ze olana @ izany !
18. fijo
(
17/12/2003 10:21)
iza no tsy niomehy namaky io zavatra io,fa tena tsy tanako ny ahy ny hehy.tay be io an.
20. rinakely1
(
17/12/2003 12:12)
hi!hih!i
tena bonne humeur fona isaky ny miditra eto @ ity forum ity fa misy d mampeme mitsy nareo ato marina mafy e! hihihihihihhih
tena bonne humeur fona isaky ny miditra eto @ ity forum ity fa misy d mampeme mitsy nareo ato marina mafy e! hihihihihihhih
