teo am - pirevena

21. fijo ( 17/12/2003 19:22)
ity no sujet tsara indrindra ato,fa na sosotra aza ianao mamaky azy dia hafaka ny hasosorana ary dia miomehy be.mba tiako ho fantatra ny anaran'ialy nampiditra azy fa tena milay.merci e.
22. rfanjav ( 18/12/2003 18:15)
ha ha ha
asio resaka fanohizana tsinay tapaka aloha fa sao dia tsy mitohy intsony raha tapaka eto e !
ha ha ha ha ha ........
23. zizou ( 18/12/2003 18:44)
azafady am nareo mpi-forum hajaina fa za zizou no nandefa io lohahevitra io.Tsy hitanareo hoe normal be ve le reaction-ko tam ny nahatapaka le revy
24. mozart ( 18/12/2003 12:37)
henjana kosa le sujet fa na mozart aza tena tapa-tsinay mihitsy .mba iza ary io kôfa io e?sa matahotra ny hanalanay any @bal @28
25. rfanjav ( 18/12/2003 13:15)
zizou : faly mahafantatra anao

f'angaha ilay izy moa tapaka tsy azo natohy intsony?
26. fijo ( 18/12/2003 19:52)
zizou,merci letsy e,raha misy loka dia ialahy no mahazo azy,tsy misy ady hevitra.ary normal le reaction ka.fa tezitra ve ialahy tamin'io sa niomehy?mbola averiko ilay fisaorana e.
27. isrine ( 19/12/2003 20:43)
Fanjav: tapaka tsy nitohy intsony raha ny fazahoako ny resaka. Izy teo ampirevena aza akia lanaky ny hehy, de votsotra ho azy!
28. fijo ( 19/12/2003 11:22)
tay be iny an.nalemy tampoka.
29. zizou ( 19/12/2003 20:23)
Raha ho tantaraina am detail le revy de tena tay am nam e. Teo am panovokovohana mihintsy ny bandy no tena nipoaka ny bomba misy entona simika .Avy hatrany de tafateny maloto mihintsy ny tenanay.Araka ny hevitrareo mbola tokony ho tiako ve le joba sa tsia???
30. rlcj ( 20/12/2003 16:04)
samy mpangetotra daholo isika olom-belona fa aza omena tsiny izay tsy mahatana ny azy sady tsy misy fomba hahafatarana an'io mihaloha hoe maimbo na tsy maimba fa rehefa voa vao kopy ialahy e.Tsy koi
31. isrine ( 21/12/2003 20:47)
zizou: nahoana no tsy ho tinao ntsony le joba. De etotra tsy tana kosa ve rangahy 'ty no hanarianao vehivavy 1!
32. donemaskit ( 21/12/2003 18:42)
O leity a! dia ohatra ny aôna leity ny paozin'ilay sipa t@ avy nitsoaka?


Tay be zany!
33. donemaskit ( 21/12/2003 18:43)
Raha tena tian'elah ve leisy izy, in moa no tokony hialàna. Zay rivotra kely dissipé en 30 sec ve leisy dia hamotika fiarahana. Zay e!
34. xxx ( 22/12/2003 20:18)
Teo ampirevena lena aho izao manoratra eto izao . Fa raha izaho no t@ toeran'ialahy ra-zizou dia naleoko niala tany . Tena tsy zakan'ny saiko mihintsy izany . na miezaka ary aho tsy haiko adinoina , ka raha vao miakatra dia mitolefika . Tsy manome tsiny ny hafa aho an! fa samy manana ny toe-tsainy .
35. fijo ( 23/12/2003 10:57)
ih,ih,ih,ih,ih,ih,ih,ih,.aoka letsy razizou fa tena grave a.sao dia nopitsirin'ialahy mafy loatra kosa ary ilay sipa.aza arina letsy izy,fa dia izany ve.
36. rfanjav ( 23/12/2003 14:40)
Fantatro fa mazana le izy, nefa na izany aza tsy aleo v ajanona any an-trano le TENY RATSY fa manala baraka raha misy mahita e,

S'IL VOUS PLAIT !
37. rfanjav ( 23/12/2003 14:44)
Bon, amiko indray, raha resaka hoe fiarahana ara-nofo fotsiny ny anareo roa, dia normal ianao raha tsy mahazaka ny etotra nalefany,

fa raha mba misy fitiavana ihany, tsy ao anatin'ny zavatra azo leferina v izany, heveriko fa tsy dia grave izany, accident ohatra ny accident rehetra ihany io fa tsy fanahy iniany angamba !
38. fijo ( 24/12/2003 09:46)
ka efa hoe voapotsitra mafy ilay sipa ko.ary iza no miteny ratsy ry rfanjav?
39. donemaskit ( 24/12/2003 09:14)
Zao leisy a : andramo indray @ manaraka elah no mangetotra eo am-pirevena!
@ izay dia 1 sy 1 e!
40. fijo ( 24/12/2003 18:31)
aza mampiomehy ramaskita,fa tena tssss.mety aloha ilay hevitra e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1543