teo am - pirevena
43. xxx
(
26/12/2003 11:21)
raha vao mirefotra lety ry za-zizou ,tonga dia tsetsemo , ny an'ialahy ve de tsy ahatsetsina azy ? sa mety misy fuite?
47. lema
(
02/01/2004 12:05)
normal be le sipa ra tsy nahatana etotra intsony raha efa namboarinao ny derika-ny,fa tokony ho tana izany .
48. rinakely1
(
05/01/2004 12:07)
marina ny an'ny lema.
d misaotra an'i zizou aloha t@ ity sujet ity fa d misenina mitsy e!
d misaotra an'i zizou aloha t@ ity sujet ity fa d misenina mitsy e!
55. zizou
(
12/01/2004 09:07)
misaotra ny mpi-forum rehetra nijery an' iny tantara sy nifanakalo hevitra.Tantara tena marina iny an fa tsy fanalana andro fotsiny an.Am manaraka ndray manolotra lohahevitra hafa
