???mba hanadinoana

1. rlcj ( 12/12/2003 09:11)
Inona kay ny atao mba anadinohana olona tena tianao be nefa efa tsy miaraka intsony?
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:28
2. radd ( 12/12/2003 09:33)
Ny fotoana ihany no afaka hanala izany...Nefa ianao koa tsy maintsy miezaka manadino fa efa tsy anjaranao intsony izy... MAHEREZA
3. tiem ( 12/12/2003 09:46)
soloy haingana tsy misy koi na dia tsy tiana aza laisse le temp le faire
4. rinakely1 ( 12/12/2003 10:33)
Koa raha tinao b izy tokony mi-tenter chance @ farany enao au cas ou sao d mbola té hiaraka @nao koa izy e!
Moa raha hitanao fa c impossible d avelao ny fotoana hanafaka ny mavesatra entinao.
5. kalt ( 12/12/2003 14:43)
Miankina @ antony nisarahana io.Ataoko fotsiny izay tsy hieritreretana azy.Tonga dia ilay zavatra ratsy nataony ahy no tsaroako dia @ izay tsy lany andro miieritreritra azy.Na maka solony dia @ izay tsy misy fotoana tokony ho azy intsony.
6. ragaby ( 12/12/2003 16:28)
Manandrama misotrosotro na mifokafoka refa mahatrsiaro be an'azy fa tonga de hadino sa tsy tinao intsony hatreo le olona refa tonga dôzidôzy tsara iny ianao! raha tsy afak'izay di mandehana indray mankany am exorciste, na i dadarabe na ry ranenitoa. Soritiko aloha fa ny dokotera tsy manana fanafody ho anao ! De refa tsy afaka am zay dia mieritrereta fa efa tsy avotra intsony ianao
7. rinakely1 ( 12/12/2003 16:59)
o ragaby an! ataoko fa tsy fomba mahomby kosa zany hande hisotro na hifoka izany raha hanadinona oln na olana @ fiainana e! hi!hi!
sa izany kosa angambany no méthodenao an!
8. isrine ( 12/12/2003 18:27)
Salit!
Hadinonao ho azy eny izy, indrindra rehefa tsy misy fitiavna ntsony.
9. rlcj ( 13/12/2003 20:15)
heveriko angamba fa le misotrosotro sy mifokafoka tsy solution ho ahy nefa misaotra betsaka t@ toro-hevitra nalefanao ragaby an.Fa ny antony misarahanay de zao: lazainy fa tsy manana ny personaliteako aho ary koa tsy tokony hifankahita matetika hono izay fa manjary mifankaleo vetivety sady izy koa mbola potika @ exany.
10. rniaina ( 14/12/2003 18:54)
tsy mety ho adino izany ny olona tena tianao be fa efa mipetraka ao anatin'ilay memo dure io fa tsy amin'ilay volatile ka na dia hiaraka amin'ol hafa ary ianao mbola izy ihany no tsaroanao rehefa misy zavatra ataonao mitovy amin'ilay fanaonareo, tsy mbola misy anefa hatramin'izao ny hoe ho-formater-na ny loha ka dia ..... mirary soa e!
11. isrine ( 14/12/2003 17:24)
De tohizo zany ny fiainana e, ento @ izay mahamety azy!
12. salita ( 15/12/2003 18:02)
Aza mifanerasera aminy intsony ianao fa raha mbola mifankahita nareo dia tadidio fa tsy ho afaka vetivety ny fahatsiarovanao azy, manampy izany koa dia mitadiava occupation foana fa aza mipetrapetraka mintsy fa manjary mitamberina dia ny farany saika hadino, aza asiana zavatra na entana na sary momba azy intsony ao aminao fa ario lavitra any daholo, raha tena mbola tsy mety moa @zany rehetra izany dia mandehana manao vacance kely mintsy any @ ranomasina fa hisinda ho azy io........
13. rlcj ( 15/12/2003 19:34)
Misaotra betsaka anareo namaly ahy fa ndeha handramana tokoa ireo toro-hevitrareo ireo.@manaraka ndray ao manome vaovao ho nanao ahoana ny fandehany
14. moi ( 15/12/2003 10:34)
Raha ilay antony notantarainao ry rlcj dia tsy toy ny fitiavanao ny azy, nefa raha te hisisika ihany ianao dia miezaha miova araka izay itiavany anao ! Mbà manahaka an'ilay ex.
Raha tinao izy dia izay hahasambatra azy hifaliana, izay atao fomba fisainana ! Raha tsy hoe angaha tsy alehany mihitsy ilay olona nasolo anao (tsy hoe mialona azy) ka mahatsiaro ianao hoe tafiditra amin'ny kizo izy raha hiaraka amin'iny ! Fa raha nahazo ny tsara izy dia mifalia !
Fa izy tsy mora hadino izany !
15. rinakely1 ( 15/12/2003 12:52)
ario any anky zany kofa izany fa aza atao mankarary loha an!
Mbola misy hafa milay no izy any ho any fa ho avy tsy ho ela izy .
16. fijo ( 16/12/2003 10:11)
inty za fa tonga e.ih,ih,ih.mba hampiome anao fotsiny iny ka.fa raha ilay antony lazainao hoe nampisaraka anareo,dia tsy misy chance mihintsy ny hiverenanao,satria tsy tao am pony mihintsy ianao,fa tany amin'ny ex foana ny sainy.nanandrana nanadino izy fa tsy nety.mitovy cas izany izao ianareo,fa ny objet no tsy mitovy.
17. tity ( 16/12/2003 20:37)
ricj tena mitovy cas isika saingy ny objet no tsy mitovy satria ny ahy tena nifankatia izahay efa ho1taona sy tapany mazana izahay miady kely dia misaraka 2mois fa rehefa avy eo dia mifamerina ihanyfa taminity indray mandeha ity nisaraka 3mois izahay tsy nanana olona aho satria mieritrerirta ny fiverenany rehefa avy eo dia izaho no niantso azy t@ telephone hoe te hahita anao aho dia tonga soamantsara izay ary nampiseho fitiavana toy mahazatra anay efa iray volana niarahana izahay vao niteny tamiko izy fa manana sipa hafa tsy gasy fa afrikaninatena nalahelo aho sady sarotra amiko ny hanala zay ato an-tsaiko satria tena tiako izy izy koa milaza fa mbola tai ahy fa anefa tsy afaka misaraka aminity nigerianinany aloha izao fa hisarahany moramora hono nefa tsy zakako ny hieritreritra satria tiako izy ary izy sy ity vehivavy ity miaraka mipetraka moa ve mety mbola hisy fanantenana ny anay? azafady aminareo namana fa mba mila ny fanampianareo hoe inona no tokony hataoko?misaotra daholo
18. rinakely1 ( 16/12/2003 09:54)
tsotra b: raha tena milaza izy fa tianao tsy misalasala akory izy ny hiverina @nao ! fa @ izao fotoana izao aloha d mbola any lé kala ny momba azy rehetra fa tadidio fa mety misy zavatra andrasany fotsiny any @ lé kala io!
fa bon mahereza sady zé maharitra ange hono ka vadin'andriana e!
19. herisoa ( 16/12/2003 12:32)
Manao be loha fotsiny ny solution @izany
20. fijo ( 17/12/2003 11:20)
tsy voa herisoa de be teny.
raha ilay casn'i tity dia misy chanse ny hiverenany.fa ilay an'i RLCJ dia zavatra hafa,satria ianao dia nataony secour fotsiny.tsy mitovy ireo cas ireo.ny iray samy tia no niady kely.
Ny iray,tsy nisy fitiavan mihintsy,fa fitadiavana vahaolana fotsiny.azafady fa mivantana ilay fanazavako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6906