???mba hanadinoana

21. rlcj ( 17/12/2003 09:00)
azafady ry rinakely fa bandy i rlcj fa tsy sipa.a titre d' informations fotsiny zany ka.Fa raha tena tsy misy chance intsony zany araky ny teneninareo dia ny manohy ny fiainana sy ny mitady hafa ngamba no hitako fa tsara sy mety indrindra.Efa ela ihany aho no niheritreritra an'zay nefa zao vao tapaka ny hevitro.Somary soratra @ko nefa zany satria io sipa io dia anabavy ny bandy namako izay mifankahazo be @ko mihitsy. Fa raha ny momba i Tity dia aza manaiky ataony an'zany satria mbola ataony safidy fotsiny ianao fa tsory @ny izay ao am-ponao sy izay zavatra tadiavinao @ dia omeo fotoana fohifohy izy hiheritreretany dia ho hitanao eo izay valinteniny dia arakarak'zay no anampahanao hevitra.zay o
22. rinakely1 ( 17/12/2003 11:34)
miala tsiny fa tena tsy fantako e lelĂ  toi!
23. tity ( 17/12/2003 13:58)
fijoa! misaotra anao aminy teny fampatokisana ary tena manome korazy ahy mihitsy /ricj a!misaotra anao koa aho fa tena marina tokoa ny voalazanao tokony hiteny aminy tokoa aho nefa fantatro fa efa fantany tsara ny zavatra tiako avy aminy dia izao indray omaly hariva nisy vehivavy nasainy niantso ahy hilaza fa tena mifona hono izy fa efa nanofany trano hafa hono ilay afrikaninav ka miangavy ahy hono ity vehivavy ity mba hiverina aminy aho tsy izy anefa no miteny fa olona ka tsy fantatro na tena iraka marina ity vehivavy ity na mpisadoka fa ilay vehivavy koa tsy gasy fa israeliane hono ka teny anglisy nonifandraisanay ka izay no nahatonga ahy tsy dia mino satria tsy mbola niteny ahy izy taloha fa manana namana vazaha mila ny fanampianareo indray dia misaotra mialoha tity
24. fijo ( 17/12/2003 19:51)
tity,izany resaka miampita izany,dia ratsy.aleo mihintsy izy no miteny,fa tsy olona no hirahana.
25. fijo ( 17/12/2003 19:54)
rlcj,tsy misy idiran'ny anadahiny izany resaka izany,fa anareo roa.ianareo no tsy miaraka,fa tsy ny anadahiny no miady amin'ialahy.
26. rlcj ( 18/12/2003 09:56)
marina izany ry fijo.misoatra e.Tity a,mba bandy tena hafahafa koa izany bandy zany.Olona nahatsapa-tena fa diso no manao toy izany,izany hoe tsy sahy miseho fa mihafokafona,sady aferanareo roa ihany izany fa tsy misy hidiran' ny hafa sady raha tena miheritreritra an'zany izy tokony hiteny mivantana @nao.raha za zao no teo @ teoranao de homeko derniere chance izy fa mbola mamerina de adios de miova fiainana hafa ndray.
27. fijo ( 19/12/2003 20:37)
mahereza daholo e.ny fiainana mbola lava fa aza mora resy toa izany.
28. rlcj ( 19/12/2003 12:21)
misaotra e
29. isrine ( 20/12/2003 12:06)
sady ny fety efa ho tonga, de mihinana de misotroa , de matoria avy eo!
30. fijo ( 23/12/2003 11:58)
dia atory irery kosa ve?
31. rinakely1 ( 14/01/2004 13:04)
d maninn raha matory rery!
32. fijo ( 15/01/2004 11:28)
mangatsiaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1058