Virijiny

1. xxx ( 16/12/2003 15:31)
Nahatandrina ny maha-virijiny ahy aho hatramin'izay. Nefa raha nanao izahay dia tsy nino ilay bandy hoe virijiny satria mantsy tsy tao intsony ilay hovakiana. Ahoana no fomba hanaporofoiko fa mbola izy aho?
Efa sendran'izany ve nareo?
novalian'i xxx ny 25/01/2004 10:26
2. isrine ( 16/12/2003 18:51)
Salut!
Za alou mbola tsy sendran'izany e. Fa mety sportive be kosa angamba ianao ry x de izay no zava-nisy!
Tsy when be ve le bandy t@ izany?
Tsy mba henony fa mbola tery kosa ve na dia natao we tsy tao intsony ny zavatra hovakiana!
3. fijo ( 17/12/2003 11:06)
zava misy io,ary efa niainako.tena tsy nety nino aho,fa taty aoriana vao niaiky.avelao fotsiny amin'izao.fa vao miha mandrangitra ilay miaro tena.
4. rinakely1 ( 17/12/2003 11:29)
marina ny tenin'isrine we sao sportive b enao ka mety se dilater tsikelikely tao ny fandehany!
tsy maninn izany refa tsy mametraka olana b le kofanao!
5. fijo ( 17/12/2003 19:35)
misy tsy misy ilay himen atrany ambohoka ka.ny ahafantarana azy dia maina be,fa tsy hoatra ilay efa niasa.sa tsy izay ry ilay XX nametraka fanontaniana.
6. xxx ( 18/12/2003 11:08)
fa ahoana ry isrine no ahalalan'ile bandy hoe tery na tsy tery raha mbola tsy nampiditra mihitsy kou izy?
7. fijo ( 18/12/2003 16:41)
fantatra ihany hoe mbola tsy nanao,satria misy tahotra tsapa amin'ilay olona ka.
8. isrine ( 18/12/2003 13:46)
Marina ny voalazan'i fijo. Raha bandy efa nanapasaka izy de ahalala ny fidiran'ny ao e. Olona hamaky zavatra zany ve ho mora!
9. fijo ( 19/12/2003 20:31)
tsapa koa hoe misy tahotra ilay sipa ka.
10. rinakely1 ( 19/12/2003 12:53)
matahotra kosany izy we mbola virj nefa tsy virj tampoka koa! mystery zany ry reto!
11. isrine ( 19/12/2003 16:39)
misitery v ry Rinakely, sady tena tery.
12. xxx ( 19/12/2003 16:54)
isrine, aza be vanivany ranga fa ilay olona efa sérieux mikozy dia bola mananiany ihany.mamokara forum ray hanaovanao anizany!!!!!!

hoa n'ilay mangatka conseil:rehefa tsy mino izy dia adaboy!!
13. rinakely1 ( 19/12/2003 17:51)
izy koa ary tony xxxx mora miakatra afo b itony, fa maninn raha enao no manokatra forum hianihanina e!
hiantsoko pompier v enao e?
14. isrine ( 20/12/2003 11:42)
rinakely: avelao akia izy ho eo a, izy aza mba x, mampalahelo o! Fijo: ka vitsy anie ny lehilahy hahatsikaritra ny tahotra eo @ vehivavy sambany vao miray e.
X: tsy hoe be vanivany za fa mba izay e. Lehilahy zany enao ry x raha azoko tsara;
15. tiem ( 22/12/2003 09:56)
zao ry neny an zarany aza hihirahira ny tsy mahavirj anao fa ampireveo milay izy sady zao anie hono henatra izany e
16. fijo ( 23/12/2003 11:53)
ilay XXXmora miakatra aloha,mitenena anarana,dia misotroa rano glase be.mora tsikaritra ilay tahotra ka.sady tsapa hoe olona tsy mbola zatra nifandray tamin'ny lehilahy ilay vehivavy.
17. hendry ( 23/12/2003 15:37)
tiem:Henatra ahoana hono ry tiem ny mahavirjiny? Koa tsy voa be ve zany zahay mba nitandrina toa ny anakandria-maso ilay zavatra hatr@ zay ???
18. fijo ( 24/12/2003 10:40)
tsy misy mahamenatra izany io,fa saingy efa vitsy no mbola mahatandrina,dia lazaina fa henatra izany.
19. lema ( 31/12/2003 10:32)
asaivo mankaty @forum lé bandy ho resahana e!
20. jessicac ( 06/01/2004 16:16)
azavao lé resaka tany ambony tany fa tena tsy azonay mihitsy e!!!! misy namako tena vaky mihitsy ny lohany io fa tsy azony hono!!!! (lé we tsy tao tsony lé novakiana) valio hono izy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.32