Virijiny

21. fijo ( 06/01/2004 16:41)
ilay namanao ve mahay mamaky teny sa ahoana aloha e.
ny maha virj dia ny fisian'ny hymen mbola intacte eo amin'ny fivaviana.rehefa misy zavatra mitsofoka ao,dia rovitra io hoditra kely io,dia vita ilay virjinité.tsy voatery ho filahiana io,fa mety ho tanana hoatra.misy anefa olona vao teraka dia efa tsy misy an'io zavatra io,toa ny olona hoe vao teraka dia misy nify.raha misy mipetraka aty marseille dia hanontanio ny zanak'i rajaonina,fa ny zanany izao vao teraka tamin'ny decembre teo dia avy dia nisy nify.natiora izany ka tsy misy hatahorana,fa dia ilaina ny micomprendre azy.
22. pattr ( 06/01/2004 18:05)
ka in mo no azo atao an zany nareo aza efa nanao le, fa raha ts mino lery de te hiala @ nao zay vo tantara satria porofo ray tena goavana be tsy azonao ialana tsony le iz satri enao efa vitany iz te hiala; eh enao ne zany démi virj e de tany @ le tsi iz lery no nande fa mety mbola his ra hiparitaka ihany ngamb fa mety ts lery no ahita anzany fa n sage-femme
23. fijo ( 07/01/2004 09:58)
zavatra hafa koa iny
24. ibonia ( 13/01/2004 18:18)
Raha tsy mahazo valiny mahafa-po ny lahy dia hitoetra mandrakizay ao an-tsainy ny ahiahiny, ary izay no mety hanimba ny fiarahanareo. Raha madio anefa ny sain'ny vavy, hiezaka ity farany ity ny hanaporofo ny fanajany ny tenany. Ary raha mbola miverimberina ilay resaka, dia misy olona hafa izany ao amin'ny fiainan'ny lahy.....ny manao ratsy ihany hono mantsy no mahina. Tsy maniry izany ho an-dry Ibonia fa efa niainany izany....Koa ataovy izay hahatara azy foana, karakarao foana ny vatana. Aza atao aminy kosa izay tsy tian-dry ataony amin-dry, dia ny ho avy no hitsara anareo.
25. rinakely1 ( 14/01/2004 13:01)
marina ny teninao ry akama
26. lema ( 14/01/2004 13:46)
misaotra ry iboina fa tena mahafapo ny toro hevitra
27. xxx ( 14/01/2004 13:59)
Misaotra anareo rehetra namaly ity zavatra nampiahiahy ahy ity.
Ny tena nahagaga mantsy dia izao: fony izahay io nanao voalohany io, dia teo ambony seza ka nisabaka teo amboniny aho. Ka ohatran'ny nalalaka izany ilay izy no nitsoropaka avy hatrany ny azy.
Efa imbetsaka izahay no nikasa talohan'io fa tsy nety tafiditra mihitsy ny azy fa marary be foana ny ahy, ny azy koa. Fa tamin'io teo ambony seza io dia nitsorapaka tampoka ny azy. Dia asa re ry reto fa dia misy raha la terre. Ka izay no mahatonga azy tsy hino ahy mihitsy.
Nefa tsy naneneko aloha ny tsy nanaovako hatramin'izay e !!!
28. mahafatifaty ( 15/01/2004 20:54)
Fahadisom-panantenana b koa aloha ny ahy fa toy ny naazo an'i xxx koa manko no nanazo ahy!Satria izaho nihevitra fa natokako ho azy mihitsy ny mahavirijiny ahy!Tsizany anefa no nitranga refa tonga lay fotoana.Nifanazava teo izahay taty aoriana dia nazava ny resaka fa ny fantatro aloha dia t@ aho no nano izany firaisana taminy
1° dia mandry ny eritreritro!
29. yves ( 17/01/2004 17:37)
mazava hoazy izany fa nivakina indray no tsy tao ka inona izany fa herimpo verimaina fotsiny
30. rinakely1 ( 23/01/2004 12:13)
hihhhihhihhihihihi
31. pitchou ( 24/01/2004 12:06)
d ilay zavatra tsy hitany tao izany no tiany fa tsy ianao e! ary izy hono v virjiny no nanao taminao voalohany? aza marary an-doha amin'izany ! nahoana ianao no hitady fanazavana lava be fa na izy matoky anao na izy tsy matoky d rehefa tsy matoky izy d ialao! mbola aiza izany ny hanaovany anao raha sendra tratra alina ka namana lehilahy no hanatitra hody?
32. xxx ( 25/01/2004 10:26)
Fa ianao ve tena sûre mihitsy hoe mbola tsy mino ihany izy amin'izao? Mety tsy nino izy tamin'ny voalohany fa rehefa nanazava ianao dia nino izy tao anatiny tao. Sarotra ihany anefa ilay tonga dia hilavo lefona hoe mino aho fa mody mitazona an'ilay hevitra tany amboalohany ihany izy. Andramo anontaniana angé é?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3183