Mety hahaliana, vehivavy gasy any Liban sy ny sexe!

1. xxx ( 01/12/2003 19:25)
Dia ahoana no iainanareo any Liban ny fitiavana e? Ohatra hoe ny an'i Isrine? Aza sosotra an!
novalian'i isrine ny 28/12/2003 20:54
2. rinakely1 ( 01/12/2003 20:06)
Fiainam-pitiavana v tsy hitovy daholo na any Liban na aiza e!
3. isrine ( 01/12/2003 15:54)
Salut!
NA izaho aza liana ny te-hahalala anao nanao ny sujet.
Ho hita eo na hanana courage hilaza aminao za na tsia. Fa tsy haiko na hino anefa ianao na tsia @ zavatra hambarako.
A+
4. fijo ( 02/12/2003 16:52)
avy dia hino izahay ka,tantarao anay e.tena mahaliana tokoa io satria hoe tsy mahazo mivoaka ianareo.
5. oupsyyy ( 02/12/2003 19:37)
F'anga refa any Liban de tsy afaka mivelatra am sehatra ny fitiavana e??? Tsy aiko fanontaniana kou ny ahy an. F'anga ny fitiavana tsy mahalala frontieres??
6. xxx ( 02/12/2003 09:02)
Bon courage Isrine fa lina zahay a!
7. isrine ( 02/12/2003 15:59)
Salut!
Eny ary e, ho ahy izay tsy mivoka zany de efa hainareo ny amiko e. Insolite hoy ry zalahy efa nilazako azy!
Fa misy anefa ireo izay tsy mahazo mivoka fa mangalatra mampiditra bandy ao antrano de ataony le izy. Mbola tsy tratran'ny mpampiasa azy hono izy ka de manohy fona.
De misy indray ireo izay mahazo mivoka de efa arak'izay e. Mety ho gasy no miaraka aminy na ny teratany na mpihavy hafa.
De misy ny ady eo @ samy vehivavy fa vitsy ny lehilahy aty. Tena ratsy be fa na ny efa mpivady aza (aty io an, samy gasy de misaraka " hono"), fa le bandy manana sipa maro.
Hitanareo zany reny ankizy lazaina fa mijaly reny, de omen'ny efa elaela niainana taty hevitra , de mandositra reny, de reny zany de efa tatazan'ny bandy e, satria de atao we mampalahelo dia ampiantranoina de... de nefa misy fona ny mandositra.
Ka ny mampandositra ny ankizy koa anie raha azoko tsara tsy de ny asa we betsaka e, fa tena ny filana mihitsy
Ary ny hoe tena iainan-dry zareo azy de tsy de haiko satria za tsy maharaka ny eny @ ville e. Fa mba toy ny vaovao tselatra no ahenoako an'ireo sombiny reo.
Tsy aleoko mamonjy anareo eto @ forum, mba mahalala ny hevitrareo toy izay lany andro @ zany!
Ary izay no mahatonga ahy tsy ho any @ fihaonan'ny gasy satria ady lehilahy ve tompoko no atao any! Azoko ihafiana ihany ny ahy na tsy mahita aza e! Fa rehefa miala aty de tena fety! hihihi!
Koa raha misy mazoto ianareo lehilahy dia mandehana aty fa mila anareo ry zareo! Avahako tsara, hoe " ry zareo" fa tsy " zahay".
Mety mahavaly ny tinareo ve sa?
8. fijo ( 03/12/2003 20:03)
an,an,mila detaille izahay ka.tena mahafinaritra ialy mihaino azy.ampio e.
9. line ( 03/12/2003 19:27)
Azo inoana ny nolazainao, fa ampiako ny fanontaniana e, de ahoana no fihetsiky ny vadin'ilay ramatoa iasanao aminao? Na ny zanany lahy?
I Fiji koa anie ka mila detaille e.
10. xxx ( 03/12/2003 19:48)
Za koa mitovy hevitra @ reo 2 reo. Za ihany manko no nametraka ny sujet e. Fa Isrine io mety tsy milaza ny tena marina. Ary izy tsy mamaly rehefa any @ namana.
Mbo lazao moa ry Isrine e.
11. isrine ( 03/12/2003 15:49)
Sali!
Sao fa olona 3 no nanontany ahy tao à namana, fa raha tsy izay de efa fantako enao ry X. Tsy hitanareo we efa ampy ve ny nambarako e, mbola detaille inona koa.
Sao alou de mba piège ry X ny sujet a. Sao de mba olona vokarama enao io, sa?
12. isrine ( 03/12/2003 15:57)
Ny tsy azoko anie de we detaille ny @ inona e?
Ny iainandry zareo sasany ny azy any ve ho fantatro, de mila miandry izay hilaza ny azy eto nareo zany kou.
Ny ahy efa tsy hitako ny hambara anareo, "o"
Ny olona iasako de vehivavy 2, tsy manambady, tsy mananjanaka.
Ary za afaka manao an'le izy ihany saingy ny saina no tsy mandry raha toa ka zavatra toy ny angalarina e. Hitako we tsy malalaka ny tenako e!
Fa misy bogosy ry zalahy aty a, indrindra rehefa miteny frantsay zay. De tena tara ny tenanay fa tsy afa-manao inona o!
13. fijo ( 04/12/2003 20:53)
an,an,tsy mahavaly azy izany ri isrine a.ilay tena izy tantaraina anay e.aza ampilendalendana eto izahay.
14. isrine ( 04/12/2003 19:46)
Tsssssssss, efa ampy io ry Fijo a. Andraso ary andaingaiko nareo e. @ manaraka!
15. fijo ( 04/12/2003 19:49)
ilay tena marina ka.
16. isrine ( 06/12/2003 18:35)
Raha ny tena marina dia efa voalaza fa tsisy. De zay zany e. Ary tsy nandalo tsony angah le bandy nametraka ny fanontaniana?
17. oupsyyy ( 08/12/2003 11:00)
za zany nanaraka tsara an le resaka fa misy zavatra tsy ampy zany ry isrine le détail tena intéressant a, sa tsy zany ry fijo??
18. fijo ( 09/12/2003 11:38)
roa izao no mangataka ry isrine,ka mba omeo detaille moa izahay e.ilay detaille mafilotra tantaraina.
19. xxx ( 10/12/2003 16:59)
Mahaliana le tantara hoahy vao nijery an'ty forum androany ty !

Hay ve misy zavatra toy izany le oe any liban fa tsy le lazaina malaza be reny e !
20. isrine ( 10/12/2003 17:37)
Hihihi, mbola inona koa re e, tsy misy interessant zany ry zareo an!
Misy tsy mifora hono ny aty , de misy mifora ny sasany. Mety ve le valiny o.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5382