Mety hahaliana, vehivavy gasy any Liban sy ny sexe!
29. boaikely
(
20/12/2003 14:08)
O ry Isrine a! Raha izany ve tsy aleo eto Dago ihany no mipetraka ? Hoy ilay bandy akama eto hoe aleo hono ny sipa rehatra any alefa aty d ny bandy aty ze te hoany (betsaka) alefa manao renfort, sady afaka manati-bary an' ny Sadam.
30. isrine
(
20/12/2003 19:44)
hihihi
F'angaha te-hanati-bary an'i Saddam ry zalahy. De tongava ary kou;
F'angaha te-hanati-bary an'i Saddam ry zalahy. De tongava ary kou;
32. ikaretsaka
(
27/12/2003 15:40)
mody hoe zany eo fa mihinana kisoa iny kle! betsaka ange ny arabo mihinana kisoa fa mody hoe tsy zahay tsy mihinana nefa avy eo tsy maharitra ilay bacon be an'ny mac donalds dia iny fa mamely
33. isrine
(
28/12/2003 20:54)
ny arabo mihinana jambon, fa tsy henakisoa andrahoana toy ny antsika gasy. Fa ny musulman no tsy mihinaan rehefa mety ho fofompofonkisoa. De ny arabo koa mihinana vary, fa tsy toy ny antsika we fototsakafo, hanindry zareo à yaourt.
