Takelaka

1. sifotra ( 29/11/2003 18:53)
Le soratra etsy @ ankavanana ambonin'ny le Linux kosa ngamba tokony we "windows" e?
Zay iany.
novalian'i fijo ny 04/12/2003 09:44
2. hery ( 29/11/2003 10:01)
Aiza izany soratra hoe linux izany?

Hmmm tsy mahita an'izany aho. :)
3. fijo ( 02/12/2003 11:48)
izaho moa dia tsy misy haiko ny amin'izany.
4. isrine ( 03/12/2003 19:21)
Anay de vao izao no hianatsa fa tena zefa be
5. fijo ( 04/12/2003 09:44)
amin'ny maha sifotra kosa angamba no ahitan'i lery an'izany ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2093