Zé mazoto d mamaly daholo e!

1. xxx ( 27/11/2003 12:22)
"Pour" sa "Contre" @ vevavy mirevy?
-Pour enao lazao ny antony
-Contre lazao ny antony
-raha tsisy ambara d misaotra nitsidika ny lohateny
novalian'i fijo ny 23/12/2003 12:30
2. rfanjav ( 27/11/2003 14:25)
vehivavy mirevy ahoana aloha izany, azavao ny hevitrao?
3. rfanjav ( 27/11/2003 14:34)
tena manahirana anareo ve ny mametraka ny pseudo, nefa mangataka ny hevitry ny hafa ianareo?

Azafady fa mba "moindre politesse" kosa angamba izany o!
4. xxx ( 27/11/2003 19:29)
pour sa contre ny vehivavy mirevy mirevy
dia inona ilay revena satria misy zavatra be dia be azo revena
5. fijo ( 28/11/2003 20:32)
ny ahy ny revy rehetra dia tiako.na lahy na vavy no manao azy dia ekeko.
fa hoatra an'i rfanjav,dia tsy tiako koa ireo tsy sahy mametraka anarana nefa te hiresaka.
6. rinakely1 ( 28/11/2003 12:23)
lé vevavy misotro sy mifoka sigara reny angamba no tiany tenenina e!
Ra izay manko d tsy mampaninona satria fiainana daholo izany ary refa mahay mandanjalanja v inn ny olana!
7. rfanjav ( 28/11/2003 12:30)
Fomba ahoana moa no aminaniana izay tiany ho tenenina,

izay no tsara raha marihina hoe mirevy inona no tiany ho fantatra eto!
8. lema ( 28/11/2003 13:32)
tsy za na namorrona io lohahevitra io fa mba anome ohatra hoe:misotrosotro,mifoka,ty mandihy,
9. xxx ( 29/11/2003 10:08)
zay mitsy e!
10. isrine ( 29/11/2003 11:23)
akory e!
Hazavao misy2 kokoa ny sujet dia hamaly anao aby izay mazoto rehetra!
11. xxx ( 29/11/2003 15:00)
mirevy @lafiny inn moa zay??
12. xxx ( 01/12/2003 20:13)
misotro, mifoka sns e!
13. xxx ( 01/12/2003 13:01)
Kou ra zay kou maninn moa! zay tiany sy reveny ihany io!
14. isrine ( 01/12/2003 16:21)
Za alou "contrer" mihitsy na lehilahy na vehivavy mifoka e.
"Pour" za @ fisotroana raha toa ka ao antrano no misotro, ohatra hoe fety na alahady miaraka @ namana.
15. fijo ( 02/12/2003 17:19)
ny ahy dia tsy mampaninona ahy io rehefa tsy manao diso tafahoatra.
16. oupsyyy ( 02/12/2003 20:12)
Mirevy in alou le tiana ambara fa vague be le sujet e? Mirevy resaka firaisana ve sa revy resaka ditra???
Misy azo leferina alou raha ditra fa raha mitondra any @ lalan'ny varo tsy mifody de aoka ihany hijanona.
17. isrine ( 02/12/2003 16:09)
Oupsy: efa nilaza i X, t@ 1/12 fa we: misotro sy mifoka.
Ny mifoka anie, ka ratsy be e. Ny misotro indray miankina à izay karazany sy ny we @ antonony.
18. fijo ( 03/12/2003 20:17)
alao izy mba hirevy e,tsy avela hanao tafahoatra fotsiny.
19. jm ( 03/12/2003 12:22)
ny sipa mirevy no revelo ny toetranyy fa raha lasa mirevy be loatra ndray izy dé bonne chance izy.
20. isrine ( 03/12/2003 16:21)
Ko lasa zatra anie izy de ataonao bonne chance ve o! Fa raha ny lehilahy no mirevy be lotra tsy koah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2577