Zé mazoto d mamaly daholo e!

21. fijo ( 04/12/2003 20:59)
tsy mitovy kosa ry isrine a,mba imagineo hoe vehivavy mamo an-tatatra.
22. jm ( 05/12/2003 20:45)
Ka tsy hitako izy ho atao anazy raha las zatra mirevy izy ko,dé aleo izy sy ny reviny ho eo,fa hezahina ihany izy tsy zarina mirevy be loatra
23. rinakely1 ( 05/12/2003 11:30)
mahay mamaly mitsy nareo ato an! Inn moa fa d mirevy fotsiny ny jo fa tsy manao diso b loatra
24. isrine ( 06/12/2003 18:46)
De aleo zany tsisy mirevy e. Fa raha lehilahy ve no mamo antatatra de mety tsy olana hoy ianareo?
F'angaha moa tsara be ny mirevy rehefa ivelan'ny trano e. Ka raha samy ao antrano nareo 2 no mirevy, tsy izay ve no tsara, de mitohy revy hafa avy eo!
25. oupsyyy ( 08/12/2003 11:07)
Refa samy atao am norma reo fika reo de tsara daolo na ho an vavy na ho an lahy. Sipa katry lava zany kosa alou tsy poince e!!!
26. fijo ( 09/12/2003 16:27)
izay mantsy letsy wa.fa tadiavin'i isrine hitoy inona indray hono e.
27. jm ( 10/12/2003 12:02)
fijo à,fitiozana lojika
MIrevy norme de samy faly ko inn nday moa,raha samy mamo lava moa ko maninn,mitovy revy.mirevy tsara fa tsy betsaka
28. jm ( 10/12/2003 12:02)
fijo à,fitiozana lojika
MIrevy norme de samy faly ko inn nday moa,raha samy mamo lava moa ko maninn,mitovy revy.mirevy tsara fa tsy betsaka
29. jm ( 10/12/2003 12:03)
fijo à,fitiozana lojika
MIrevy norme de samy faly ko inn nday moa,raha samy mamo lava moa ko maninn,mitovy revy.mirevy tsara fa tsy betsaka
30. jm ( 10/12/2003 12:03)
fijo à,fitiozana lojika
MIrevy norme de samy faly ko inn nday moa,raha samy mamo lava moa ko maninn,mitovy revy.mirevy tsara fa tsy betsaka
31. jm ( 10/12/2003 12:03)
fijo à,fitiozana lojika
MIrevy norme de samy faly ko inn nday moa,raha samy mamo lava moa ko maninn,mitovy revy.mirevy tsara fa tsy betsaka
32. jm ( 10/12/2003 12:03)
fijo à,fitiozana lojika
MIrevy norme de samy faly ko inn nday moa,raha samy mamo lava moa ko maninn,mitovy revy.mirevy tsara fa tsy betsaka
33. rinakely1 ( 15/12/2003 13:14)
tsy aleo v le mamo b reny fa ao an-trano an d avy eo refa tonga le revy b ray izay d vo maika mamo b e!!!!!!!!! @ zay samy quitte kou! lol!!!!!
34. fijo ( 16/12/2003 10:47)
tsara revy koa ianao izany an.hoatran'ny miady tsara.
35. rinakely1 ( 16/12/2003 10:08)
za ndray aloha d tia mirevy e, sady zé revy miainga eo d tiko daholo satria mba mahay ny antoniny ihnay aho!
36. fijo ( 17/12/2003 11:40)
mamo be ao an-trano ve de antonony.sa
37. rinakely1 ( 17/12/2003 11:48)
hafa lé ao an-trano kou, tsy misy mahita hafatsy lery ihany!
38. fijo ( 18/12/2003 20:22)
de taitra i lery ,dia avy ,nefa ianao mamo be.dia tsy misy tsirony.
39. isrine ( 18/12/2003 18:54)
de tonga i fijo manao albitre!
40. fijo ( 19/12/2003 20:59)
inona koa no ataoko ao?tsy mba handray anjara koa aho?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2495