Fiaraha-monina ve sa fitiavana ?

1. ster ( 30/11/2003 15:05)
Nisy ankizy izay promotion-nay tamin'ny mbola kilasy de 4ème tany ho any, nilaza tamiko; taorina kelin'ny mariaziko hoe "amin'izao voalohany izao ihany anie io no matsiro fa rehefa elaela eo dia lasa fiaraha-monina sisa fa tsy misy n'inon'inona intsony e !".
Dia lasa ny saiko ary tsoriko fa tena nankahala tanteraka ny heviny aho satria amiko dia masina izany fitiavana izany.
Taty aoriana vao fantatro fa hay nisara-panambadiana io ankizy io dia tena diso fanantenana ka izany no nahatonga azy nilaza io heviny io.
Ka mba atsipiko ho amintsika ny fanadihadiana hoe izay tokoa ve no tena famaritana ilay fiarahan'olon-droa eo anivon'ny tokan-tranony sa dia tena zavatra hafa mihitsy tahaka ny nieritreretako azy sa mbola misy fanampiny hafa ?

Sûr dia à plus !
novalian'i fijo ny 10/02/2004 10:59
2. zama ( 30/11/2003 15:57)
Ny olona tsirairay dia samy manana izay heverina momba an'io saingy io dia miankina amin'ondroa miaradia fa raha momba an'io aloha dia tsy azo ekena loatra satria fijery amin'ny maha olombelona fa ny tena fitiavana dia maharitra mandrakizay.
Ka raha io heviny io dia tsy tena fitiavana ny fiarahany fa fombafomba fotsiny
Izay aloha fa mazotoa e!
3. rinakely1 ( 01/12/2003 20:33)
zahay moa mbola tsy tafiditra @ sehatry ny fanambadiana fa ny teny hatsipy d enao sy ny vadinao ihany no hafaka mamaly izany ary ny fiiovana tsy maintsy misy fa anjaranao hatrany no mi-empécher an'izany !
4. hiaro ( 01/12/2003 09:48)
@ voloany de tena fitiavana, fa rehefa tonga ny tokoa de fiaraha-monina ary marina zany satria samy miady @ fiainana izy roa @ fivelomana e
ny fiainana mihitsy anie no mahatonga ny olona tsy misy fitiavana aseho fa samy revo e
fa ny fitiavana aloha de misy foana fa ny fiaraha-monina no tena mibaha-toerana e
sa ahoana
5. xxx ( 01/12/2003 10:13)
Hafa be mihitsy ny nandraisako ilay lohateny hoe: fiaraha-monina sa fitiavana. Zaho nieritreritra hoe ny zavatra resahana zany toa izao: iza no omena lanja kokoa ny fiaraha-monina sa ny fitiavana, zany hoe raha misy olona roa mifankataia nefa mety hisy olana eo @ fiaraha-monina na raha misy zavatra iray tian´olon-droa mifankatia atao nefa matahotra ny vavan´ny olona sy ny fiaraha-monina dia mila misafidy hoe: ny fiaraha-monina sa fitiavana. Hodiantsy hita ve ny fiaraha-monina dia atao zay tiana atao sa aleo mitandrina ny fiaraha-monina dia ampandeferina ny fitiavana.
Hors sujet aho zany t@ iny. Ny fahitako ilay hevitra mandeha hoe: @ voalohany ihany ve no fitiavana be fa avy eo fiaraha-monina fotsiny, tsotra be zany: mandainga kosa ngamba sika izay ao anaty tokantrano indrindra fa ny ela nihetezana raha sahy milaza fa dia tena fitiavana be foana tsy misy fiovana, ny zava-misy ary tsy azo hodian-tsy hita dia mihalefy io fitiavana io, arakaraky ny mahaela ny fotoana niarahana no mampalefaka ilay fitiavana, mety hisy ny mpifankatia hoe dia nifankatia be foana, exception zany, tena marina io, fa ny zava-misy @ ankapobeny dia mihena ny herin´io fitiavana io rehefa ela ny ela, indrindra fa rehefa tafiditra ao @ mariazy sy ny sisa satria raha mbola tsy misy n´inon´inona ifamatorana ny olon-droa mifankatia dia toa maharitra kokoa, fa rehefa tafiditra @ soratra sy mariazy dia ohatran´ny mahatsapa ny tsirairay fa misy karazana obligation kely ao ary indraindray aza mahatsapa ho voateritery na voageja dia manomboka mitady lalana.
6. xxx ( 01/12/2003 10:15)

7. xxx ( 01/12/2003 10:15)

8. xxx ( 01/12/2003 10:25)

9. xxx ( 01/12/2003 10:36)

10. isrine ( 01/12/2003 15:44)
Za koa re tsy de mahazo tsara ny sujet.
Fa raha tena mafy orina ny fitiavana na revo @ samy maharevo azy aza @ fiainana andavanandro, inona no olana.
Ny fahaizan'ny mpivady miara-monina angamba no tsy misy. Ny fifanajana koa mety tsy ampy.
Ny tena mahagaga dia toa ohatry ny mora @ mpivady ankehitriny ny misaraka na vazaha io na gasy. Tsy misy hasiny intsony ny fanambadiana!
11. fijo ( 02/12/2003 10:49)
io voalazan'i isrine io angamba no manakaiky ny marina.
12. rfanjav ( 02/12/2003 19:24)
Ho an'i Ster, aza mieritreritra na mandinika loatra ny fiainan'ny olona ianao, fa izay mahatsara ny anareo roa ihany atao,

mila kolokoloina io fitiavana io raha tiana haharitra, ohatra ny voninkazo ambolena ihany tsy maintsy tondrahana sy asiana zezika,

marina fa samy ho revo @ fitadiavana ny tsirairay (indrindra koa rehefa misy zanaka), nefa tsarovy foana fa manana adidy @ maha-vady anao ianao!
13. moi ( 02/12/2003 20:15)
ster
Afaka mino ianao fa tsara ny manambady, nefa mila fikojakojana fatratra izany ! Ny fiaraha-monina fotsiny ohatra dia mitaiza hoe Rehefa tsy ao antrano ny vadinao dia tsy anao ... Dia raha tsy mpifankatia mifampatoky sy mifanaja dia simba ho azy ny fitiavana. Mila fikolokoloina ny fitiavana fa miova endrika rehefa mandeha ny taona. Ny zanaka mety manimba azy, ny diniky ny mpivady tsy ampy, eny ny sexualité koa aza dia anisan'ny olana fandre eo amin'ny mpivady ... Izay tokantrano lasa fiarahamonina sisa dia tao no nisy tsy voatandrina.

isrine : mora @ mpivady ankehitriny ny misaraka na vazaha io na gasy, satria efa tsy mahamenatra fa be mpanao.
Taloha ange hono ka mba te hisaraka ihany ry dadatoa sy ry nenitoa, fa vao mitady hihafahafa dia avy hatrany dia misy miteny hoe manalabaraka ny fianakaviana, dia mangina. Fiaraha-monina sisa !
14. fijo ( 02/12/2003 19:24)
mba hampisy fitsiriritana foana eo amin'ny pivady dia atao izay hampasaropiaro ny iray,izany hoe manao.......kely aloha ny iray.
15. isrine ( 03/12/2003 17:13)
Isika vehivavy no eran'ny tokatrano, ary izay no mahatonga ny tokatrano ho mora ravaina ankehitriny, satria ny vehivavy efa miasa ny ankamaroany dia milaza fa mahavita tena sns. Fa taloha anie ka tsy miasa ny vehivavy de toa tsy maintsy miaritra ao fona satria tsy misy eny ampelatanana, marina fa we manalabaraka ny fianakaviana angamba fa efa nisy ihany anie ny mpivady nisaraka taloha e.
16. fijo ( 04/12/2003 20:22)
ka aza misaraka izany fa alamino aloha ny resaka,dia milay io avy eo.
17. isrine ( 05/12/2003 18:54)
Za tena tsy "pour" ny fisarahana mihitsy fa ahitana vahaolana fona ny fiainana. Tsy mba mipetraka na 1 mn eo @ toeran'ny ankizy mihitsy manko ny RAD, de mora le we misaraka!
18. fijo ( 09/12/2003 10:50)
izany wa.aleo alamina dia vita e.
19. rfanjav ( 10/12/2003 18:27)
Ka na fiaraha-monina fotsiny aza moa sisa, inona moa no olana?

mbola afaka miaraka sy mifanaraka tsara ihany anie ny mpivady izany matoa mbola afaka miara-monina @ trano iray e!
20. fijo ( 11/12/2003 10:01)
fiaraha monina tsy misy ilay fika ve,tssy aleo mipa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1179