Fiaraha-monina ve sa fitiavana ?

21. rfanjav ( 12/12/2003 14:27)
andray kosa ry Fijo?!

dia ahoana ny zaza iraisana?

asa aloha e?
22. isrine ( 12/12/2003 15:45)
Tsy haiko, fa amiko rehefa we mpivady de misy an'le fika fona. ka reveo manja ry zareo a, ento mora ny fianana de misosa ny fiaraha-monina.
23. fijo ( 16/12/2003 16:05)
tsy mety izany ry rfanjav a.ny zaza anie zanaka ihany e.fa ny fiainan'ny lehibe tsy hidiran'ny zaza.hifampijerijery eo fotsiny ve?
24. rfanjav ( 16/12/2003 13:40)
Izany a,

eny e, samy manan ny fiainany io, fa izaho mahita hoe tsy tsara le misaraka na mitady any ivelany izany, maninona raha ny ao an-trano no mba kojakojaina tsy hankaleo !
25. fijo ( 17/12/2003 10:32)
ka efa tsy mety intsony,ko inona indray.
26. rfanjav ( 18/12/2003 18:41)
iza no tsy nampety azy,
tsy ianareo roa tao an-trano ihany?

na koa ny iray efa voahodinkodin'ny hafa any ivelany, mahita ny akanga tsara soratra dia manary ny akoho taman-trano e!

eny e, efa fivoaran'ny toe-tsaina marina izany, fa hoe mivoatra mihatsara ve?!
27. fijo ( 19/12/2003 20:07)
??????????????
28. lema ( 02/01/2004 11:42)
ka tsy misy olona te hisarasara-poana raha tsy afa nenina raha ny fahitako azy alou dé mety niaraka 3 volana fotsiny ry zareo dé nivady ka mbola tsy mifankalala tsara ka mora mifankaleo,ahona kosa ary ry fanja ny fomba itazonana olona te ande?
29. fijo ( 06/01/2004 10:49)
aleo izy handeha rehefa tsy misy azo atao intsoiny e.
30. ikaretsaka ( 08/02/2004 15:54)
ko hotazonina aza ve?
31. fijo ( 10/02/2004 10:59)
izay mantsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.256