Lene marlin

1. lion ( 28/11/2003 09:01)
muSic, fa efa mba fitiavana ihany izany ka ato no ampidirako azy, sao mba fantatrareo ny titre an ilay film @ clip-n i Lene marlin where i m headed?
2. hery ( 28/11/2003 16:26)
Misy lohahevitra hoe Artista sy Hira dia nafindrako ity sujet ity...
3. lion ( 29/11/2003 20:09)
tsy maninona fa izaho no miala tsiny indrindra nanome fahasahiranana anao.
4. ranomanga89 ( 17/12/2003 13:36)
Ny titran'iny filma iny dia "Mauvaise fréquentation" ary film frantsay ngamba izy iny . Fa momban'ny Lene Marlin dia marina lony fa tena milay be daholo ny hirany ie !
Zay é !
5. lion ( 17/12/2003 15:28)
Misaotra betsaka anao namaly,tena mba te hahita iny film iny mantsy aho nefa tsy fantatro akory ny tiitre-ny,nanoratra ianao hoe:tsara be daholo ny hirany,tena anisany mpihira mba tiako mihitsy izy miampy the cranberries kely tonga dia ao tsara,sa ahoana,
Misaotra betsaka e!
6. ranomanga89 ( 26/12/2003 19:05)
any @ ireny video club reny no mitady an'ilay film , na tsy haiko, vidio @ internet ny cassette . fa momba ny The Cranberries , milay iny groupe iny kah , zah anisan'ny fan koa ; ohatra ny Natalie Imbruglia, Alanis,Sita,Norah Jones...zay azo classena hoe pop/rock na folk é! zay za ahaona ?
Veloma é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.306