Volombava

1. xxx ( 29/10/2003 09:02)
Saliii daôl

Resaka mandalo fotsiny. Inona ry zalahy no tsara, ongotana ny volombava sa kakasana? Lé kakasana mantsy raim dia maniry sady maranidranitra be. Kanefa lé ongotana koa sao dia misy blem.
novalian'i xxx ny 19/01/2004 11:09
2. xxx ( 01/11/2003 09:16)
Nefa tsy maintsy misafidy iray,raha ny ahy aloha dia aleoko hetezana e!,marina e! aleo hetezana.
3. xxx ( 01/11/2003 13:56)
Ary ny volo sasany ataonareo ahoana ny manala azy sa ........ ?
4. xxx ( 03/11/2003 09:35)
Ny volo sasany ve?
ny an ilay namana iray izay toa ataony rastà daholo na ny volon-doha na ny volom-bava.
5. xxx ( 05/11/2003 11:50)
Tsy misy tsara ohatran'ny raser -na ihany .Dia raha manana après rasaga dia asio fa tsy dia manimba ny tarehy loatra .
6. oupsyyy ( 12/11/2003 15:05)
Nena alou lety ongotana am pince fa tsy de tiko lotra le mi raser fa tsy mahazaka ny hoditro a na de asina apres rasaga aza. Fa io arakaraka le hoditr le olona ihany, fa raha amhazaka ela de aleo raser na ihany
7. rinakely1 ( 13/11/2003 09:05)
Aleo mihitsy izaho i meme fa tena resaka miseninty!lolllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll
8. oupsyyy ( 13/11/2003 09:56)
Memeza mitsy fa ze tsy mime am zao kou de efa tena oul mi deprime mitsy e
9. rinakely1 ( 17/11/2003 20:31)
marina mihitsy zany tena resa dehilahy marina ty ka lolllllllllllllllllll
10. fijo ( 18/11/2003 20:02)
lehilahy anie no ato ry rinakely e.
11. xxx ( 27/11/2003 11:49)
ka i rinakely anie mijabaka e!
Izay volo any @ i rinakely jerena fa aza manenjika ny volombavanay
12. fijo ( 27/11/2003 19:20)
tandremo rinakely an,bedy ianao.
13. ikaretsaka ( 30/11/2003 11:15)
ry rinakely1 oa mangarongarona nefa tsy arak'io rehefa angaronina!
14. ikaretsaka ( 05/12/2003 11:42)
Rinakely1 nga misy volombava ry tony e?
15. oupsyyy ( 05/12/2003 19:04)
aza ataon lisany angaredona ato kosa rinakely1 e, akamako ange io e.
16. rinakely1 ( 12/12/2003 17:53)
inn ny olana raha mijabaka aty ary izaho e!
17. rinakely1 ( 12/12/2003 17:55)
nareo ary miditra any @ resaka ataonay v misy miteny we inn koa no ataon'ny lelà aty hi!hi!hi
18. rinakely1 ( 12/12/2003 17:56)
tsy misy volombava aho fa mba t hamaky ny resakareo fotsiny e!
arongaronina @ ahoana ary ry ikaretsaka?
19. fijo ( 16/12/2003 16:23)
ka mijabaka ka.de voajabaka
20. rinakely1 ( 16/12/2003 11:09)
d mifapijabajabaka izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1505