Eh, jereo anie ato e

1. rfanjav
(
27/10/2003 14:02)
Tanteraka soa aman-tsara ny fihaonana t@ sabotsy 25/10,
Tapaka tao ary fa hisy fihaonana indray ny 29/11 ho avy izao eny Ambohijatovo,
ka manantena fa ho avy daholo isika @ io!
Isaorana ny efa namaly ny antso, dia entanina koa isika rehetra namana!
Tsy "valable" intsony ny "excuse" hoe tampoka loatra a!
Mbola ho lazaina @ manaraka ny antsipiriany.

novalian'i rafily ny 20/11/2003 10:31

2. kalams
(
27/10/2003 16:48)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kalams ny 28/10/2003 04:48

3. lovakely
(
27/10/2003 16:54)
Tsy afaka aho amin'io satria miasa aty @ province: mba andefaso e-mail mba anarahanay ny vaovao tapaka tao e. De mirary anareo zay afaka mba hahatontosa tsara azy any e!
Misaotra
Misaotra

5. mazoto03
(
28/10/2003 17:05)
any aby!
efa ekena aoloh azany io hoan'izay afaka fa le @ faran'nytaona v tsy mety mihintsy eh? ho anay de any no tena mety !
mavita soa mazoto!
efa ekena aoloh azany io hoan'izay afaka fa le @ faran'nytaona v tsy mety mihintsy eh? ho anay de any no tena mety !
mavita soa mazoto!

6. hery
(
29/10/2003 20:49)
Manahoana,
Dia misaotra anareo rehetra izay tonga tamin'io asabotsy 25 oktobra io. Napetrako ato ny momba ny tatitra sy ny momba ny fihaonana amin'ny 29 novambra 2003 koa dia misaotra betsaka.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m3f9ee05eafc93
Dia tongava foana fa mahafinaritra.
Hery

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 29/10/2003 08:49

7. fijo
(
29/10/2003 09:51)
manao ahoana daholo.
tsy mba hafaka ny tena fa aty lavitra aty,fa dia manohana kosa izay ataonareo ary dia miandry ny vaovao indray.salut rfanjav,hitako inao ilay mpanihany ahy io.veloma e.amin'ny herintaona izahay mety ho tonga aty mada ka mba te hifanena amin'ny rehetra rehefa tonga aty.veloma daholo.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 29/10/2003 09:51

8. rfanjav
(
29/10/2003 18:28)
Izay ilay lafiratsiny @ fihaonana e! ha ha ha
izao lasa hitan'i Fijo hoe iza no mpananihany azy ato,
(soa ihany ianao fa tsy eto Tanà, dia mbola afaka manadala anao ato ihany aho izany!)
Mazotoa e!
izao lasa hitan'i Fijo hoe iza no mpananihany azy ato,
(soa ihany ianao fa tsy eto Tanà, dia mbola afaka manadala anao ato ihany aho izany!)
Mazotoa e!

9. rfanjav
(
29/10/2003 18:31)
MISAOTRA ANAREO NIJERY TATO,
FA ANY AMIN'NY
"FIHAONANA MANARAKA 29 NOVAMBRA"
INDRAY MANAMAFY NY FIHAONANA E!
FA ANY AMIN'NY
"FIHAONANA MANARAKA 29 NOVAMBRA"
INDRAY MANAMAFY NY FIHAONANA E!

10. fijo
(
30/10/2003 10:19)
rehefa tonga aty mada aho dia tsy maintsy mihaona isika e!dia tena mifanala mivantana amin'izay.ah;ah;ah
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/10/2003 10:19

11. rhina
(
30/10/2003 16:58)
mahafinaritra e! any isika mihaona indray .... any ambohijatovo vavahady ambany
veloma daholo e!
veloma daholo e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rhina ny 31/10/2003 04:58

12. rfanjav
(
31/10/2003 17:15)
izay izany kou,
izaho angaha matahotra! ha ha ha
sady mbola rehefa tonga aty izany! mbola tsy tonga e! mbola afaka manadala aho aloha izany!
izaho angaha matahotra! ha ha ha
sady mbola rehefa tonga aty izany! mbola tsy tonga e! mbola afaka manadala aho aloha izany!

13. hery
(
01/11/2003 14:31)
Ok rhina lé manao akanjo menamena an...
Iny ihany anaovana @ 29 novembre dia amin'izay fantatry ny oul :)
Iny ihany anaovana @ 29 novembre dia amin'izay fantatry ny oul :)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 02/11/2003 02:31

14. fijo
(
04/11/2003 11:58)
Ie rehefa tonga marina,dia tandremo ary sao bedin'ilay vavy kely.ary tsy hoe rehefa tsy mifankahita dia mifanala,fa rehefa eo dia mody sirieuse be,fa eo aho vao tena manala azy.dia izay hono ry mena kely aza miala amin'iny intsony e!dia mahavita be e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/11/2003 11:58

15. rfanjav
(
04/11/2003 12:19)
menatra be aho raha analana direct izany, tonga dia hitan'i fijo hoe lasa vazaha boramena!

16. fijo
(
05/11/2003 10:27)
oadary!fa nahoana no menatra.eto manao ahy tsy mahalala maty ko,rehefa tena hita vao mody hoe menatra.sady izaho koa ngaha moa dia tena hoe mamely mafy ,fa mba manalanala azy eny fotsiny.izay hitsikiana fotsiny no ataoko ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/11/2003 10:27

17. rfanjav
(
05/11/2003 13:54)
fijo>tongava aty ary @ 29/11 e!
bedin'ny namana eto avadikantsika sy ianao zavatra hafa ny resaka, fa tohizo ny adihevitra
bedin'ny namana eto avadikantsika sy ianao zavatra hafa ny resaka, fa tohizo ny adihevitra

18. fijo
(
07/11/2003 20:26)
eny e,anao toa an'ilay ranamana lava volo iny aho.hoe raha roa ianare no mivory eo dia izaho no fanintelony.(rajesosy)io ranamana io.ary angaha moa misy manakana ny namana tsy handray anjara amin'ny resa tsika eto e.libre eto,avy daholo hiresaka sy hifanala dia ho hafaka ny sorisory any anaty any.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 07/11/2003 08:26

20. fijo
(
11/11/2003 09:58)
ka andao ary averina amin'ny ady hevitra e.ny aty koa izao io misy resaka fihaonana,saingy ilay daty toa tsy mety aminay.koa asa raha hiova na ahoanan?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/11/2003 09:58