Eh, jereo anie ato e

21. rfanjav
(
11/11/2003 14:17)
manahirana hono ny manao zavatra,
io daty tsy mety aminao io mety @ namana sasany,
dia ny daty mety aminao koa mety tsy hety @ namana sasany,
dia tsy hatao izany ilay fihaonana?
io daty tsy mety aminao io mety @ namana sasany,
dia ny daty mety aminao koa mety tsy hety @ namana sasany,
dia tsy hatao izany ilay fihaonana?

22. vazol
(
18/11/2003 09:58)
Aiza kosa aky ry Fanja?. Sarotra be nyhitady ny fotoana mahafaka ny rehetra 100% fa tsy maintsy misy ny organisation araka ny nambaran-dry tany am-piandohana. Iriko ny hahamaro antsika amin'io andro io. Misy vinavina aza ny heo, possible ve ny hitondrana pique-nique kely dia mba tsy vonjivonjena ny fotoana avy eo, sa tsy maharitra ve ilay fihaonana.
Vazo
Vazo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vazol ny 18/11/2003 21:58

23. rfanjav
(
18/11/2003 13:35)
Hevitra mety ilay pique-nique kely, fa ahoana indray ny orana,
aza adino ny jus e, miaraka @ verre à jetter na vera isotroana azy
aza adino ny jus e, miaraka @ verre à jetter na vera isotroana azy

24. rafily
(
20/11/2003 10:31)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rafily ny 20/11/2003 10:31