mora tonga ny an'lery

1. xxx ( 29/10/2003 12:38)
aza zarina toaka izany aky izy a!
Izao no hevitra lazaiko an-dry :
Tonga dia asaivo mipaompy haingana be izy @ voalohany . Mora tonga ny azy @'iny , fa mora velona indray rehefa hain-dry mamelona azy . Fa rehefa @ faha-2 , dia ialako tsiny a! matatesa
novalian'i tannya ny 25/02/2004 18:38
2. bonnard ( 06/11/2003 13:05)
Tena tafiditra am resa-behivavy aho ity anefa lehilahy be. Mora tonga ve ny an nedala? a!a!a! izao e! toro-hevitra tsotra a! mba nandramako koa dia toa nety, asaivo mitsako sakamalao sy misotro coca lery adiny iray alohan'ilay revy dia ho hitanao eo e! fa izao kosa!! matatesa ary ko!!!!!!
3. tsimisitoazy ( 06/11/2003 13:42)
zany ve za mbola tsy nahatsukaritra izany fa zao fotsiny rehefa tonga ny azy ka tsy mandeha ny ana tena mijaly mihintsy fa nareo nga ahoana
4. pisobe ( 07/11/2003 14:51)
Salut!
Miala tsiny fa angaha le izy dia mila iomanana hoe afaka adiny 1 na 2 no hirevy. O ry Bonnard a, tsy mety angaha le torohevitra raha hoe mizatra an'izany mihitsy ny bandy izay "manana an'ilay pb" isana'andro, ohatra, mba tsy hoe isaky ny hirevy vao hitsako sakamalao sy hisotro coca?
A+
5. oupsyyy ( 07/11/2003 09:39)
et voila qui je rencontre une fois de plus sur le forum, pisobe
Mila fiomanana kosa io si on veut que ce soit parfait, que tout le monde y trouve son bonheur e.
Sao kosa tsy afa po rafotsy de ouainin le kofy kle
6. pisobe ( 08/11/2003 17:35)
Salut!
Ny tiko lazaina dia hoe: satri efa pb le bandy "mora tonga ny azy", dia efa toy ny fitsaboantena anie zany ny sakamalao sy ny coca e. Raha olona tsy manambady le bandy de hoe isaky ny handeha hanafika dia miomana @ izay dia ekeko fa raha olona manambady dia hoy aho hoe ataovy toy ny fitsaboantena.
Matahotra ny when ve Oupsyyy raha tsy afapo rafotsy! Rehefa tsy afapo @ in-1 mandeha izy de asio fanindroany ry Oupsyyy a!
7. oupsyyy ( 08/11/2003 18:24)
hahaha, mana ouinin nga zany tsy mahafa po bajo zany ry pisobe e

Sady atao ny bajo fiomehazana de maty pasiporo le kofy kle.
Fa le toro voalohany alou norma be ra vetivety de tonga fa le deuxieme sy ny toto manaraka kosa tokony hande manja am zay.
Mahereza zany am sakamalao ay ny coca e
8. pisobe ( 11/11/2003 18:41)
Sssalut!
Tena when be ve?De ialany avy eo satria tsy afapo izy. De mbola hitady hafa indray enao de mety tsy hahita, de.......zay vao maty pasiporo!
9. oupsyyy ( 11/11/2003 14:07)
Ka eo indrindra no tena mahasarotra be ny tantara nge ry pisobe e, ny solution angamba de ny mifampiresaka ihany e, asina calin kely refa vita le zafera de manontany kely hoe, malala a, nahafaop anao ve za, sa ahona ozy nareo, hihihiihi
10. fijo ( 11/11/2003 19:56)
dia raha mody manaiky izy eo,nefa avy eo ery ananona no hita dia ahoana?mora hay ihany anie ny sipa rehafa tsy nahazo tsirony e.efa hitako taloha izany.
11. oupsyyy ( 12/11/2003 15:57)
Mora hay ahona lety, mba zarao hoe
12. fijo ( 12/11/2003 17:05)
eo ampanaovana dia heno ny azy rehefa tonga.tsy azo andaingana io.eno ao anatiny ao.
13. isrine ( 12/11/2003 18:03)
Salut!
Zany a! De izy koa maheno!
14. hoditrakondro ( 12/11/2003 10:46)
Zay izany e!
15. fijo ( 12/11/2003 19:17)
marina io ka,heno be ilay izy rehefa mandeha.
16. isrine ( 14/11/2003 13:47)
Ka efa nanandrana ny torohevitra ary ve ilay mpametraka fanontaniana. De tokony mbo holazaina anay nanome sosokevitra kosa anie ny valiny e.
17. xxx ( 15/11/2003 14:07)
Sendra hitako tamin'ny site ity ambany ity fa jereo mou e.
Ho an'izay manana Ejaculation précoce.

http://www.allopass.com/check/red.php4?CA=X698459CV479P
18. xxx ( 23/11/2003 17:13)
kôfa za tafatse tsy nahy:aza tonga de' manao revin-gasy fa mba ataovy revy USA@zay efa lasa mialoha ny an'lery dia mba le 2°tour no manao be OK
19. fijo ( 24/11/2003 19:48)
hay ny usa mora tonga ny voalohany?
20. xxx ( 25/11/2003 17:07)
aaa!!!tsy izany fa miankina @firevinareo ihany io:na atao jeux rapide na atao milamina de miankina @zay ny fandehan'ny an'lery.de ze fomba ataonao eo akia fa io tsy voatery atao fa asakasakareo 2
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4718