mora tonga ny an'lery

21. fijo ( 26/11/2003 20:58)
tsy voatery atao ahoana ary.ka mba ahatsara ilay fanaovana azy no anontaniany ko hoe tsy voatery atao indray.
22. oupsyyy ( 26/11/2003 19:48)
Fa le conseil nomen lay tsy nitonina anarana ho vakina alou de tena lava be fa de samy mandray zay mety aminy e!!!!!!
23. fijo ( 26/11/2003 18:37)
ny coseil izany no lava fa ilay izy fohy mora tonga.
24. ster ( 28/11/2003 15:13)
Salut,

Io indray leretsy dia resaka saina ihany no miady amin'io a !. Rehefa calme tsara ianao nomirevy dia tena maharitra hatramin'ny 1heure 30 (même le premier round)
25. fijo ( 02/12/2003 10:40)
kay resy izy e.
26. oupsyyy ( 02/12/2003 11:46)
Zany ve ry ster, ho hoayeeeeeeeee!!! Mahavita kosa nareo zany a. Mba omeo anay hoe ny recetten zany!!
27. fijo ( 02/12/2003 19:11)
izaho koa mba omeo raha mahazo ialahy ra oupsy.dia mihomana ianareo vehivavy.
28. favy ( 04/12/2003 18:18)
Nisy programme hitako tao amin'ny tele ka tena professionel mihitsy ni nitantara fa mila entrainement ny fanaovana io,izany hoe rehefa mitady ho lasa ilay izy dia somary avoaka kely dia ampidirina indray ka amin'izay fotoana izay dia zarina ny saina tsy dia hiconcentre loatra ao. rehefa tena feno ny fanazaran-tena ohatr'izay izany hoe matetitetika ianao mano an'io dia azonao ny manisa manomboka amin'ny folo,9,8.....1 dia lasa sady tena bobaka be, izany hoe hainao no miregle azy ohatr'ireny pompen-drano ireny. Ny sakamalao aloha manampy indraindray
29. xxx ( 05/12/2003 11:45)
Efa somary nandramana daholo ny conseils avy aminareo ka tsapa fa efa misy fivoarana fa dia misaotra saingy na zany aza mbola tsy afa-po e. Ny zavatra tsikaritro koa dia izy tena tia be dia zay ngamba no antony, tsy andriny foana ny hahalasa ny azy nefa tsy tsapany fa zaho no misouffre @ zany satria tsy dia afaka mankafy elaela.
30. xxx ( 05/12/2003 11:48)
Efa somary nandramana daholo ny conseils avy aminareo ka tsapa fa efa misy fivoarana fa dia misaotra saingy na zany aza mbola tsy afa-po e. Ny zavatra tsikaritro koa dia izy tena tia be dia zay ngamba no antony, tsy andriny foana ny hahalasa ny azy nefa tsy tsapany fa zaho no misouffre @ zany satria tsy dia afaka mankafy elaela.
31. fijo ( 09/12/2003 10:44)
ka aleo izy hitia,fa miova io avy eo.
32. bandymilay ( 09/12/2003 15:36)
xxx !
il faut que tu dois l'initier à bien te caresser pendant un bout de temps!!
33. latino ( 09/12/2003 18:40)
ny ahy manokana aloha dia reveo aloha izy voalohany sy nonoy koa ny azy jusque izy latsaka,apres 1h koa anao dia reveo indray koa izy katraminy ny azy velona tsara,ka arosoy amizay ny anao fa mety mba ho latsaka koa anao aminy izany ary mety mba ahazo afizany be be ko koa!!
ka izay fa mialatsiny kely @ izany rehetra izany!!
34. fijo ( 09/12/2003 19:36)
raha izany moa no ahazahoany tsirony inona no hialana tsiny.
35. xxx ( 13/12/2003 19:06)
resadely indray ty tia izy ry anona matoa ny azy mora tonga a! ary ireny kofa reny no tena mantanjaka indraindray mahavita intelo 4 aza indraindray vao tonga iny voalohany iny dia fafana madio ny fory raikitra indray avy eo
36. rinakely1 ( 15/12/2003 13:38)
may2 ko zany kofan'areo zany ry xxxx an!
37. fijo ( 16/12/2003 09:12)
ela tsy nahita e.
38. lema ( 24/12/2003 10:16)
fa nénay io tsy tonga raha tsy sur comande
39. fijo ( 24/12/2003 18:26)
tandremo ary ralema sao very ny tele comandy
40. mozart ( 24/01/2004 16:34)
ataovy mora tonga ary fa ho mora tezitra koa ny jô' satria ny azy mbola tsy tonga eo an!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2078