mampihena tena
42. ikaretsaka
(
15/01/2004 15:27)
mety 100m aloha androany dia 1 Grama aloha no very... afaka 2 volana mety efa 1000m dy 2 kilao.. rehefa afaka herintaona.. mety tena rst misy dikany na marhaton aller retour isanandro aza!
fa rvazivazy 1 andalana fany hazakazaka sy ny biskleta no hitako fa mampihena indrindra: tsy misy coureur sy cycliste bota izany mihitsy fa skil kil kely abuy ry zalahy!
fa rvazivazy 1 andalana fany hazakazaka sy ny biskleta no hitako fa mampihena indrindra: tsy misy coureur sy cycliste bota izany mihitsy fa skil kil kely abuy ry zalahy!
43. fijo
(
16/01/2004 20:22)
ary io ko anie no tena atoron'ny radoko raha mba manantona azy ny tena e.
48. sipagasy
(
22/07/2017 16:44)
eny ary annn, 2017 isika izao dia mbola 73kg ihany aho izao....... niakatra be aho aloha tsoriko, ary dia nihena ary dia tafajanona eto à io 73 io indray izao, avy nanala kibo niroraka :( .... inona ny hatao e!!!!
49. hery
(
22/07/2017 17:02)
Efa tamin'ny 2003 kosa no 73 kg e.
Efa ezaka be izany tafaverina tam lanja tamin'ny 2003 izany
Efa ezaka be izany tafaverina tam lanja tamin'ny 2003 izany
