mampihena tena

21. fijo ( 11/11/2003 19:54)
an,an,tsy nanaraka tsara ny hevotro i piso,fa tsy izaho mihintsy no tia vehivavy mahia.fa i levondraky.ny an-tsika ilay nofonofony ihany ka.
22. xxx ( 13/11/2003 13:06)
salut pisobe!

ny ahy ny torohevitro de tsotra fotsiny,
pas de chocolat, bonbon, coca, frity, gateaux sns... lefero aloha reo, ny sakafo matavy koa, zao no atao
salady+ hena na trondro,
vary, paty, + legumes
mihinana voankazo be d be, indrindra ny paoma
de manao sport isan'andro, na de 30mn de marche aza de efa ampy,
de misotro rano +1,5l
ary indrindra indrindra mila faharetana, fa tsy voatery tonga de hihena eo no eo, na inona no regime atao na inona, mila faharetana sy fahazotoana,
mazotoa!!!!
23. isrine ( 14/11/2003 13:42)
Salut!
Ka zao zany no izy ry Sipagasy a, rehefa hitanao fa ho arakao ny asanao andavanandro sy ny fanarahana ny fampihenantena dia atomboy. Fa tandremo fotsiny mijanona anelanelany.
24. fijo ( 14/11/2003 16:45)
izay no tena ratsy izay mijanona antenatenany izay.avy dia miverina daholo ilay lasa teo.
25. pitchou ( 01/12/2003 17:32)
salut daholo!
izaho koa d manana pb poids! 1.60m aho, de taloha pointure 36 (io ary mbola ngeza) pour 57 kg de lazain'ny olona hoe matavy be farany tsy navelan'i dokotera nanao sport intsony raha tsy mahatratra 63kg. d nisesika ka akory atao! izao tena doublé hoa ilay poids! de tsy mahazo manao spaoro indray hoy radoko raha tsy mihena à 70kg fa manjary tsy mihena intsony hono! fa izaho kosa aloha rehefa matory fotsiny (congé) de mihena ary rehefa miasa be na tsy mihinana mihitsy aza d ... mibotsina otran'ny baolina! nanaraka ity fomba fampahiazana rehetra ity fa ehe! farany ny saiko no namboariko hoe manja aho izao! fony aho mbola pointure 34-36 d efa lazaina hoe matavy be izao aho pointure 48 mbola lazaina hoe matavy be! henoko fotsiny sisa izay tenenin'ny olona !
26. fijo ( 02/12/2003 10:38)
ny an'i pitchou no mety.ny olona anie mahita lazaina foana e.ny ahy dia tsy mba problemako io.mitombo aho dia izay mihena moa dia izay izany.
27. isrine ( 03/12/2003 16:56)
Ny ahy alou dia tsy azokazoko ny tenako rehefa mitombo e, fa za koa tsy manao fampihenantena fa toa ohatry ny mandeha ho azy eny.
28. fijo ( 04/12/2003 20:12)
atao inona anefa mahia e,ho tsofin'ny rivotra?ngeza=ampy sakafo.tsara fiainana,na marary aza tsy lanin'ny aretina.inona indray no ilaina.
29. niainarr ( 10/12/2003 12:26)
Ary ireny creme na huile amincissante ireny ve mba efficace ihany e?
Raha mba efa nisy nampiasa akia aminareo mba lazao aho hoe inona no tena mety sy ny fomba fampiasa azy a!
Misaotra mialoha
30. fijo ( 11/12/2003 09:42)
raha te andany vola ianao dia mazotoa mividy an'ireny.pub ireny fa aza mora fandriana toa io.hividiano masikita ny vola.
31. isrine ( 12/12/2003 18:13)
Mampihena tena hono ny manao firaisana 1h isan'andro!
32. kally ( 13/12/2003 20:17)
Aza dia manaraka loatra hoe raha izao ny halavanao dia tsy maintsy ho izao ny lanjanao,fa io koa anie arakaraky ny taolanao hoe vaventy taolana sa madinika.
Mihinana ara-dalàna tsara fotsiny dia mazoto manao raharaha sy mandeha tongotra.
33. ikaretsaka ( 01/01/2004 14:17)
Sport ihany ry zareo an// na ny ivelan'ny trano na ny atany trano.. io no mampihena haingana indrindra!
34. fijo ( 06/01/2004 09:44)
inona ity spaor n'ialahy ry karetsaka
>ahoana tsara hoe ry isrine.
35. ikaretsaka ( 06/01/2004 19:46)
rehefa mety ho sport koa
rugby ohatra
36. fijo ( 07/01/2004 09:05)
na popcorn
37. ikaretsaka ( 07/01/2004 14:39)
sady mijery tele no mihinan apop corn... fa tsy biski na bonbon..
38. fijo ( 08/01/2004 09:26)
dia vakio ny filanjana
39. sipagasy ( 10/01/2004 14:19)
misaotra anareo rehetra t@ toro hevitra é!ao ny mananihany ao ny mba tena manoro fa dia velom-pisaorana hatrany aho é!
40. ikaretsaka ( 11/01/2004 15:43)
tsy mananihany aho @ ilay hoe sport anaty sy ivelan'ny trano an... fa andramo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1418