Biz'oroka... fanehoam-pitiavana
1. xxx
(
31/10/2003 18:59)
Manomboka ny volana Novambra dia nampidirina indray ny atao hoe Biz'oroka eto amin'ny namana.
Azonao apetraka ato ny fanontaniana momba izany sy ny sosokevitra.
Misaotra.
Hery
Azonao apetraka ato ny fanontaniana momba izany sy ny sosokevitra.
Misaotra.
Hery
novalian'i dadabe ny 27/01/2005 03:04
2. isrine
(
13/11/2003 10:50)
Salut!
Tsy ratsy ny hevitra.
Fa atao ahona raha toa ka tsy mila avy @ le olona nefa nadefasany? Tsy mba azo sakanana toy ny hafatra ve?
Ary ny voaray ve tsy azo mba omena any hafa, sa?
Tsy ratsy ny hevitra.
Fa atao ahona raha toa ka tsy mila avy @ le olona nefa nadefasany? Tsy mba azo sakanana toy ny hafatra ve?
Ary ny voaray ve tsy azo mba omena any hafa, sa?
3. fijo
(
14/11/2003 09:06)
hay ra hery koa XXXXX an.raiso ihany aloha ry isrine a,tsy hay izay ho avy.ih,ih,ih.
4. isrine
(
14/11/2003 12:33)
Izy anie, X t@ voalohan'ny fa rehefa namarana dia nilaza ny tenany ihany e.
5. fijo
(
15/11/2003 15:40)
ka efa x aloha izany ko.oh,oh,oh.matematika sa ilay x anankiray?ah,ah,ah.
6. hery
(
16/11/2003 09:58)
ataoko XXX ilay izy dia amin'izay tsy mitranga ary amin'ny pejy voalohan'ny namana. Rehefa tsy misy anarana mantsy dia tsy mitranga any. Misy hafatra tsy tiako hitranga any ny soratako eto amin'ny forum dia izay no hanaovako azy ho xxx :)
Hery
Hery
7. isrine
(
07/12/2003 10:30)
Salut!
Ny ahy koa zany @ manaraka mbo ataoko x aby ny eto, fa tsy tiko ho fantatry ny olona ny raha soratako.
Ny ahy koa zany @ manaraka mbo ataoko x aby ny eto, fa tsy tiko ho fantatry ny olona ny raha soratako.
8. hery
(
07/12/2003 12:28)
Fa tsy fantatra ve hoe izaho io nanoratra io?
Nanao sonia tsara mihitsy aho tamin'ny farany.
Hery
Nanao sonia tsara mihitsy aho tamin'ny farany.
Hery
9. rfanjav
(
09/12/2003 20:15)
Salut,
Aza mampiana-dratsy ry Hery a!
ilay xxx aza efa tokony hofafana fa tsy manja le miresaka @ olon-tsy fantatra !
Aza mampiana-dratsy ry Hery a!
ilay xxx aza efa tokony hofafana fa tsy manja le miresaka @ olon-tsy fantatra !
12. manafolahy
(
10/02/2004 11:47)
Izahay tsy mba misy mpanome nefa manome biz'orka eny e !!
Maha sambatra kokoa hono ny manome noho ny mandray ka TS' KOAH mihintsn .
Maha sambatra kokoa hono ny manome noho ny mandray ka TS' KOAH mihintsn .
16. legaba
(
28/04/2004 13:30)
Iaho koa moa dia mbola manavao ity raha ity, mety ho fantatroihany izay mandefa bizoroka rehefa miresaka. Indrindra raha avy any Bira....
17. hendry
(
30/04/2004 15:45)
Fa maninona kay no tsy azo zaraina ilay biz´oroka voaray avy @ hafa? Lany ohatra ilay biz´oroka tahiriko dia mba ilay voaraiko ndray no tiako zaraina.
19. dadabe
(
27/01/2005 03:04)
:D hery zah kou manamafy ny tenin\'i yrhinas,hoe inona avy ny tombotsoa mety ho azo hihihihihihi misaotra e
