MPANKAFY TEMPO GAIGY

1. tianarivo ( 28/10/2003 19:22)
Ry namana rehetra tiako lazainareo amiko ny zavatra rehetra mety ho fantatrareo momba momba ny Tempo Gaigy mpankafy ihany manko aho nefa indrisy tsy nanana fotoana nahazahoana ny N° téléphon-dry zareo na ny adresiny azo anoratana aminy. Ka raha misy mahafantatra ny aminareo dia mba lazao aho. ary dia miandry zany aho ny valiny avy amintsika rehetra dia raha misy zavatra tianareo lazaina dia lazao.

Misaotra
Misaotra foana foana é .
novalian'i xxx ny 04/11/2005 01:01
2. bary ( 05/11/2003 13:39)
Tf à tif no ananako n° phone, antsoy io de angataho amin-dry zareo ny n° Tempo Gaigy fa toa iray ihany ry zareo reo.

TIF A TIF: 0331188183

Valio raha nahazo o!
3. tianarivo ( 12/11/2003 15:24)
Misaotra anao Bary.
Ary efa hotrany hitako ihany ilay izy ka. 0320421177
4. xxx ( 02/02/2004 11:54)
Ataonareo inona anefa ireny mpihira tsy misy dikany ireny e
5. sangoukou ( 06/02/2004 19:11)
Andana milevina any fa na mahafantatra ny laharan'ny finday na antso an-tariby an-dry zareo ary za de tsy omeko anao mintsy na oviana na oviana!
6. xxx ( 27/02/2004 20:23)
hira tsy mandeha @'izay laoniny ireny ve dia atao inona e!
Manirikiry na ny mihaino azy ary, tena gaigy marina
7. ratsa ( 03/03/2004 15:15)
Tena hira mampiady vahoaka reny v d hankafizinareo ry tianarivo a!Nidiran-doza ko anga i Bary t@ tif-tif?fa nga nareo eny @18 no mpetraka,?zahay aloha any AMBONDRONA e! ndao raha hifindra trano fa MBOLA TSY TARA E!Omeko anao ny tel.dry zalahy?
8. fraise ( 22/03/2004 10:36)
samy manana ny tiany io fa aza manaratry hoatra ny izany ,fa milay kosa ny hira ry zareo.
9. voninkazokely ( 24/03/2004 15:02)
Asakasak'izay tsy tia fa izaho aloha dia tena tia é e!

10. tianarivo ( 24/03/2004 17:48)
Misaotra anareo daholo eh.
Misaotra ho an'ny mpankafy toa anay ary misaotra ny mpankahala ihany koa.
11. sejianis ( 13/04/2004 15:32)
izay nanakiana rehetra teo dia contre izany ,porofo mpiondana izy, io matnsy no tena mpanaratsy boys band.
ito nofantatro, bandy miresaka amiko tsara daholo ireo satria efa naka azy ireo aho nanao spect tany Ambatondrazaka, milay ry lerony, ny tena tsara ho anao dia ny mihaona aminy, dia maka azy ho toy ny akama rehetra; dia ho hitanao fa tsotra ry lerony, atorony anao daholo izay tianao ho fantatra
mazotoa e!Antsoy i Faniry dia tonga dia managataha fotoana aminy ianao fa omeny
12. xxx ( 15/04/2004 21:39)
Ry tempo nge efa lasa gaigy e ! le Dina hono toa any nice any hoe hianatra nefa toa mirevy fotsiny dia tsy hay na efa dila .Fa zareo reny ve frizy foana fa toa ze clips mba hita aty toa doudounes be foana aiza moa ry tragedie no tsy hangalatahaka ,fa manao sarindoha ndra ny azy
13. totty ( 19/12/2004 01:23)
i tempo gaigy ve? tena gaigy izay tia an ireny,sadymitovy daholo ny feo kira no sady mamlana ilay matavy lahyiry,izaho aloha tsy mirevy an ireny e! :-P :-P :-P
14. xxx ( 04/11/2005 01:01)
refa tsy mirevy de misitria anaty lavaka, any mirevy izay revinareo ry xxx sy ry totty, aza manaratsiratsy fa nareo aza tsy mahavoa akory
za mirevy Tempo gaigy a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2436