Misy fiantraikany @ fahasalamana ve ny tsy fanaovana relation sexuelle??

1. xxx ( 10/09/2003 14:25)
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns
na ny sipa koa aza????
novalian'i xxx ny 23/12/2003 13:27
2. moi ( 03/10/2003 18:32)
Ny fanaovana rapport sexuel aloha hatramin'izao no hita fa misy fiantraikany @ fahasalamana : aretina isan-karazany, MST, SIDA, lasa mangala-bady, viol... noho ny fitadiavana an'io ...
Fa ny tsy fanaovana mbola tsy nisy niteny ry mompera sy ny toa azy, ny maty vady ....
Ny mety ho lafiratsin'ny relation sexuelle io nosoratako io, sao misy mandray indray hoe ratsy izany relation sexuelle izany.
3. mahaizamifidy ( 03/10/2003 18:34)
Arakarakao ihany io,rehefa tantinao ve inona ny olana?,raha tsy tantinao indray nefa tsy mahita hanaovana izany ianao,dia bediabe ny vahaolana,na lahy na vavy tonga de mimasta dia avy eo mitady izay hasina na hanisy miandalana,raha tianny lehilahy moa ny mitaingina makorel naturel ihany saingy..(tsy fitiavana ny fanontaniana fa sexe a!).
4. xxx ( 22/11/2003 15:09)
Mopera no anontanianao, mety mi-se masturber izy nefa zany tsy fahotoana! Ttlmd manana désir non!
Raha puceau 25 ans izany tsy olana izany tsy mbola manintona azy angambany izany sa asa mety misy blèm izy!
Ms bon ny tsy manao ihany aloha no tena tsara indrindra e!
5. fijo ( 25/11/2003 20:50)
fahotana amin'ni katolika ny mast fa tandremo.aleo manao ilay tena izy e.
6. oupsyyy ( 25/11/2003 19:10)
Za katolika fa za tsy rarahako zany, f'anga zany no tsy mahatafiditra ahy any amin fanjakan'ny lanitra. C'est un besoin naturel io ange e
7. fijo ( 26/11/2003 09:46)
asa ko,ny papa ange ra oupsy tsy tia an'izany,ary elahy ity kato maditra an.tandremo ny tanana fa maha mavo tanana hono ny fanaovana an'io.
8. mahaizamifidy ( 30/11/2003 15:04)
Sady mampisy kitro,hono, ka torohevitra ihany iny sao dia ny bavikeliko no aolan izany eo koa tsy mety aho,aleho mijery azy mi-masta ihany raha tsy manana joba izy,sa ahoana?
9. isrine ( 03/12/2003 16:37)
De ahona re zany e?
10. fijo ( 04/12/2003 09:14)
aleo izy mankany amin'ny indra ka.izay anie no ilana an'ireny e.asany izany.
11. boaikely ( 20/12/2003 14:20)
'Za kaloha tsy dakôro loatra @ Indra fa tsy hay intsony izy ity be loatra ny pub.Ny tasma indray dia soluss hialàna @ aretina mety ho vokatry ny tsy fanaovana relat° sexu io (eh oui!).Toy ny Fiara ihany io, mila purgé-na matetika raha tsy izany simba ny motera.Aleo mailo ry zareo a. Sipa Iray Dia Ampy (SIDA)
12. fijo ( 23/12/2003 12:28)
ka izay no ilana ny roa.raha voa ny iray,dia mbola eo ny iray hafa.
13. xxx ( 23/12/2003 13:27)
Tsy misy!fa refa tsy t-hanao enao d aza manao!fa aza forcéna ary aza mety forcény hafa hanao zany kou! aza manaiky ampitahorina hoe misy fiatraikany eo @ fiainana ny tsy fanaovana!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2168