You are here: home > Forum

vonjeo e!

Lohahevitra : Informatika
Fitohizan'ny hafatra : vonjeo e!
Valiny : 14
kally - 16/09/2003 18:21
Inona no atao rehefa mainty be fotsiny tsy mety mirehitra ny écran,nefa tsy novonoina tsy natao inona?
Valio | Miverina eny ambony
hery - 16/09/2003 19:15
Salut Kally,

1. Raha efa ela enao no tsy nokitihana ny ordinateur ohatra hoe 10mn. Dia lasa en veille na maty ho azy mihitsy ny moniteur. Normalement rehefa manindry touche iray fotsiny ianao na mikitika souris dia miverina io. Misy anefa ordinateur portable sasany izay tsy mamaly an'io. Fahasimbana izany fa efa tratran'izany aho. Tonga dia tsy mety miverina intsony dia tsy maintsy redemarrer-na mihitsy.
Ny vahaolana dia esory ny mise en veille automatique. Fa izany hoe raha tsy eo amin'ny ordinateur maharitra ianao dia velona foana ny écran...

2. Jereo kou fa sao dia zavatra hafa.
Valio | Miverina eny ambony
dd - 16/09/2003 09:07
3. Jereo koa sao simba ilay écran ! indrindra fa ireny à tube cathodik ireny, rehefa 4 na 5 taona d matetika vizana na ny tube na ny THT ao anatiny ao!
4. Fa inona tokoa aloha lay solosaina e! le azo bataina ve (laptop)? araka ny tenin'i hery sa ilay mipetraka ambony latabatra (desktop) !
Valio | Miverina eny ambony
sony - 16/09/2003 10:36
Raha toa ka tsy mandeha mihitsy ny ecran na dia tsy ecran de veille ary no miasa dia mety ho ny CARTE GRAPHIQUE no misy tsy NORMALE, na mety maty satria ny carte graphique no intermediaire entre UNITE CENTRALE sy MONITEUR. tsy aleo ve somary jerena kely ny carte graphique na andramo soloina ny moniteur.
Valio | Miverina eny ambony
rajocrack - 17/09/2003 19:07
Sois ilay ordi en veille
Sois izy miplante : no filaza azy:
hetsiketseho ny souris, fa mety hiverina izy; na tsindrindritsindrio iny Verr Num , raha mipipika ny jiro kely eo ambony di en veille iozy, si-non dia mi-plate, tsis fika afa tsy reboot-tena manta amin'izao, rehefa izany dia tsindry ni F8 elaela hahazo choix mode sans echec dia lanceo ny Scan-disk (minutieuse)!
OK!!
Valio | Miverina eny ambony
kally - 17/09/2003 13:53
Misaotra betsaka anareo noho ny torohevitra.Angamba efa antitra mihitsy izy ity fa dia tsy maintsy redémarrer-na isak'izay mandeha.Misaotra e!mahafinaritra ny fifaneraserana.
Valio | Miverina eny ambony
latino - 09/12/2003 19:19
hoany kally, raha mainty oazy eo ny ecran dia hetseo foana ny souris na voalavo izany na mouse manko no fahaizanay azy aty @ tanana hianaranay aty,raha maity oazy eo foana izy dia kitio ny mouse oa avieo miverina normal,raha miverina normal izy dia sokafinao ny control panel mialatsiny fa tsy haiko ny dikany aminy gasy na aminy francais an! raha vao sokafinao io dia mahita power management anao ao anatiny dia kitio io ary avieo misy zavatra manome lera izay ao dia ataovy never daholo ny rehetra hitanao ao,ka avie tsy miverina salan'iny intsony izy,ka izay fa milatsiny raha tsy mazava aminao fa tena tsy haiko ny dikany aminy gasy aloha na aminy francais izany!
Valio | Miverina eny ambony
kally - 27/12/2003 09:18
Misaotra an'i Latino fa tsy any mihitsy ilay olana kah.
Nisy fahasimbany tanteraka ilay izy,izaho kosa ve mba efa mpandeha eto ihany dia tsy mba hahalala an'izany kosa hoy ianareo?Misaotra ny rehetra e!
Valio | Miverina eny ambony
2689 - 03/01/2004 13:23
Kally an, Kally ô!
Soloy Mac fa ireny no azo antoka!
Dia soloy Linux ny OS fa ireny no azo antoka!


Free your mind, free your OS.

Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 18/01/2004 11:25
efa ela no ni mac e.. nohon'ny antony arak'asa
Valio | Miverina eny ambony
mouvoka - 18/01/2004 19:51
Manao pub an...
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 25/01/2004 17:12
tsy pub fa experience
Valio | Miverina eny ambony
dontofetsy - 16/02/2004 17:24
Rehefa tena tsy mety izy rehetra dia may ny THT ny écran dia bye bye.

Solution: misolo écrana vaovao
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 19/02/2004 10:40
kally an,i vendrana ihany ity,raha mainty ela be ilay screen fa io no filaza azy aty,dia alaivo ilay brush na pinceau,dia asio white na blanc,dia hosory tsara,fa hiverina fotsy izy,dia tsy ho mainty intsony.si non,simba,ka hovao mac fa ny pc kominista mora simba.
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 19/02/2004 11:24
angaha i fijo koa mac Vicious?
Valio | Miverina eny ambony