Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
21/05/2003 18:43)
DoSol ve?
Fony teto Dago i Rossy dia nanana eritreritra hamory ny artista maromaro ho lasa professionnels. Amin'izao dia misiy ny looko Dosol. Sao dia i Dosol no hanohy ny nofinofin-dRossy. Dia mahavita soa ary...
suite
répondu par iartistika le 20/04/2005 16:29
lalaina
(
21/05/2003 14:09)
ireo hira azo nohenoina
fa naninona no najanona ireo hira mba azo nohenoina tato nefa izahay dia nanantena fa hihamaro no ho azo henoina....
suite
répondu par taratra le 16/02/2004 18:20
xxx
(
21/05/2003 10:48)
Aza mitsara mba tsy ho tsaraina
Raha vao misy fitsarana hoe ny ahy no marina ary ny an'ny hafa diso dia efa tafiditra ao anatin'ny fahotana sahady. Fa iza moa ianao no hitsara ny rahalahinao? Andriamanitra irery ihany no afaka mampi...
suite
répondu par RA TAN le 15/03/2017 03:45
xxx
(
21/05/2003 08:52)
Frère amooureux !!!!!!
tena resaka marina io an ! Tsy tokony hiala frère ve izy ? S'il embrasse ttes les filles qu'il ....! Tsy mamitaka an'Atra ve izy ! Satria tokony A/tra no Hotiaviny betsaka matoa izy nisafidy io lalan...
suite
répondu par shala le 01/10/2013 06:39
rasam
(
20/05/2003 12:13)
TONONKIRANA RAP GASY BE
Mba maninona hoy aho isika no tsy mandefa tononkira rap tena rap mihintsy e, fa ireo mozika hafa foana no misandoka hoe rap amin'ny internet ka mahasosotra. Mba mandefasa tononkira e...
suite
répondu par malagasy le 16/12/2003 19:27
xxx
(
19/05/2003 13:27)
Mpihira diso lalana
mahavariana ihany ilay mpihira atao hoe THIARY satria raha ny lalana nolalovany (mpanao variété, reggae,dombolo, hira gasy ...) dia hita fa tsy mety malaza izy ary tsy manao hafa tsy ny maka tahaka ...
suite
répondu par adamilus3a le 03/01/2004 18:31
taxbota
(
17/05/2003 10:40)
rap
o!ry zalah! ny rap anie tena ahitana ainga mpanahy eh! sady rehefa mivazo tena milay ah!...
suite
répondu par six le 21/02/2004 18:23
dd
(
17/05/2003 10:00)
Fahatsiarovana ny 13 mai 1972
Asa ianareo raha nisy nahita ilay hafatra tao amin'ny http://www.haisoratra.org/breve.php3?id_breve=38 mitantara ny nanjo ity olona iray tamin'ny ady sy hotakotaka 13 mai 1972. !!!...
suite
répondu par kitjo le 14/05/2004 07:26
lives
(
16/05/2003 14:09)
pelaka
pédé aho ary faly noho izany toy ny bandy rehetra aho kanefa kofboy no tena tiako ahoana nareo @izany?
...
suite
répondu par diasn0732 le 12/09/2018 02:57
xxx
(
16/05/2003 11:23)
Fivavahana sy ny valiny, ho antsika kristiana
Hono aho, mino ve ianareo fa mamaly vavaka tokoa Andriamanitra ? Be ihany ny boky novakiako momban'io. Ohatra : "La Prière", nosoratan'i Dr Rice. Mangataka izy an, dia tena valin'Andriamanitra araka ...
suite
répondu par Ranyah le 29/08/2012 21:54
xxx
(
16/05/2003 11:14)
Namitaka
Diso ve aho raha manantena zavatra tena sérieux tamin'ny internet??!!! Noheveriko haharitra kanjo nofinofy fotsiny. Izaho anefa mino fa mbola ho avy ny anjara eto amin'ny namana...
suite
répondu par josi le 21/04/2005 13:18
ravatorano
(
13/05/2003 10:00)
13 Mai teny Mahamasina
Zà aloha tsy teny fany vaovao reko tao amin'ny Don Bosco tamin'ny 12 ora atoandro no entiko hitondrana azy.
Raha namotika ny estrade ny vahoaka tonga teny izay nanohitra an'ity fihaonan'ireto KMMR t...
suite
répondu par xxx le 15/05/2003 08:33
hery
(
12/05/2003 15:30)
Tsy lojika ny KMMR
Tsy lijika ny KMMR amin'ilay hetsika hataony eto Antananarivo. Nanasa ny prezidàn'ny repoblika izy... kanefa fantatra foana ny kabariny isaky ny manao fivoriana. Sady ny tena tsy maha lojika azy k'lo...
suite
répondu par fijo le 06/02/2004 20:52
xxx
(
12/05/2003 11:09)
Rasa-bolo
Ny ahy kosa ry zalahy dé ity ny tena mampieritreritra ahy a
Hitan'ialahy isany ny sipa izao dia manala ny volon'ilay fika foana , izany hoe na rser na hetezana.
Dia hoe ny kofiboay hono tsy tokony ...
suite
répondu par ikaretsaka le 12/01/2004 16:48
dd
(
10/05/2003 16:53)
Matrix ve mba hainao?
Iray amin'ireo sarimihetsika nandaniana volabe tsy toko tsy forohana, efa mba nisy nahita ve? ny ahy ny voalohany no hitako... asa raha tena arakarak'izay koa ny hatsarany ......
suite
répondu par jhouhlambout le 03/02/2004 14:11
xxx
(
10/05/2003 11:45)
éducation sexuelle
Inona avy no zavatra tokony ho fantatry ny tanora momba ny sexe avy @ ray aman-dreny ary inona ny zavatra hainy ho azy (namana...)?...
suite
répondu par kintanala le 22/02/2005 16:52
xxx
(
09/05/2003 09:52)
Masturbation
Manontany tena ihany aho ry zalahy hoe hatramin'ny firy taona ary ny bandy no mbola vosariky ny masturbation fa izaho izao 23 taona nefa dia mbola manakny foana e!
Na manana sipa ary dia toa mbola il...
suite
répondu par anjelykely le 10/05/2005 12:38
hery
(
07/05/2003 17:41)
Pety sy Antananarivo
Hamory vahoaka eny @ 13 mai hono i Pety hankalazana ny tolom-panafahana @ 13 mai izao. Ho hita eo na hanaraka azy Antananarivo ka hataony antso avo hoe "Teto Antananarivo izahay no nahavory olona be i...
suite
répondu par drajo le 26/09/2003 11:17
rrodin
(
06/05/2003 11:53)
Inona no foto-pinoan'ny Malagasy?
Talohan'ny fahatongavan'ny Vazaha na ny Mpanjana-tany teto amin'ny tanàna.
Nivavaka ve ny Malagasy?
Nivavaka tamin'iza?
Inona no tena fomba fivavaka Malagasy?
Oviana no tonga teto ny Soratra masi...
suite
répondu par harenadanny le 29/04/2016 13:55
hery
(
06/05/2003 08:31)
Linux sa Windows?
Linux sa Windows? Inona no mahatonga ny Malagasy tsy mbola miditra tanteraka amin'ny linux? Na ny CyberCafés izay mijafajafa amin'ny fampitahorana sy ny fanenjehan'ny Logidis aza dia mbola tsy miova ...
suite
répondu par yazman le 06/02/2011 10:01
