Aza mitsara mba tsy ho tsaraina

21. hadasy ( 19/07/2004 07:03)
NY tsara angamba dia izao tano ny marina izay anananao fa aza mitsara ny hafa fa samy mbola hanatrika fitsarana vaokoa isika rehetra any am-parany any e! Sady ianao anie na dia mihevitra ho marina aza amin ny hafa mety tsy ho marina izay marina aminao izay ka fantatro ny zavatra rehetra dia azony mafy izay tsara.
22. xxx ( 03/01/2005 10:51)
marina ny anao Hadasy a! maninn ny anarany là ra ovaina fa ataony olona Jodasy eo ,lol,de tsy oe mitsara akory @zay fa mba !!!!!!!!!!!
23. RBNIR ( 25/04/2013 09:53)
xxx:

Raha vao misy fitsarana hoe ny ahy no marina ary ny an'ny hafa diso dia efa tafiditra ao anatin'ny fahotana sahady.

Faly miarahaba namana,
Filazana ny marina kosa v dia fitsarana? Ohatra ny sasany miziriziry hoe boribory ny tany ny sasany milaza fa talesaka.
Ny atao hoe fitsarana dia fanadihadihana lalina hikarohana ny marina na meloka ny olona iray na tsia misy araka izany ny didim-pitsarana mivoaka rehefa vita ny fitsarana.
Ny didim-pitsarana araka izany no tena maha fitsarana ny fitsarana.
Noho izany raha misy olona milaza ny marina tsy midika izany fa mitsara.
Mila mahay mandray,
Samia ho tahin'ny Tompo
24. RA TAN ( 15/03/2017 03:45)
Ra mba te ho isan'ny mpitsara ianareo dia manatona an'i YAHOSHUAH (ilay A/tra tena izy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1801