Rasa-bolo

1. xxx ( 12/05/2003 11:09)
Ny ahy kosa ry zalahy dé ity ny tena mampieritreritra ahy a
Hitan'ialahy isany ny sipa izao dia manala ny volon'ilay fika foana , izany hoe na rser na hetezana.
Dia hoe ny kofiboay hono tsy tokony fa mampihena force mahalehilahy izany!
Dia avela ho alaben'i Moramanga eo ve izy ity izany .
sady manelingelina an'i toi no mampandositra joba. sa ahoana ?
2. ravatorano ( 12/05/2003 11:34)
Enao tsamy mampimé ah ! nefa raha tena raisina amin'ny serieux lé kôzy de tena marina ny anao.
Lasa Alabeni Moramanga tokoa ary rahoviana vao ho tapitra ny ala antsinanana.Izany wé tokony asiana fandoroana tavy kely izany ry tsamy mbô kôzy vze zany !
Zà klou tsycontre amin'ilay tavy é ! na joba io na kofa fa io koa miankina amin'izay iarahan'i tsamy iany.Le tavy kouh né avieo manindrotsindrona izany rehefa mahazzo vola maitso kelyizay.Tsy zakanareo tsy mikapa na mikiraro mihitsy.Hafa ihany ny tavin'i Moramanga !

okay é !
3. levondraky ( 18/05/2003 15:47)
io kosa alony de miankina @ revin'ny tsirairay e. Zà zao de reviko le alabe tsy mitapaka na hoan'ny lelà na ho an'ny vevavy. Hitako fa nandinika lalina ihany le namorona an'io zavatra io ka. Otran'ny zaza tsy ampy tôna zany ravô sola be. Iza ary no tsy taitra @ le volo tsy tanan'ny maillot de bain iny? Aza manody ny sola ry zalahy a
4. radd ( 26/05/2003 11:58)
ekena klony fa tena misy le mirevy b ny azy ho ala antsinanana, de misy misy ko ny mikozy hoe ilaina ihany ny tavy injainjay : ka tsy handositra ary v ry zalahy ny GIDRO????
5. randria2 ( 17/06/2003 10:58)
Raha tsy miala ny volo de izay le mihinana amam-bolony, hihihi
6. fijo ( 17/10/2003 19:52)
tapao ataovy iray cm ry tsamy amin'izay sady tsy lava no tsy fohy.dia tsy ahita lazaina intsony ny roa tonta a.
7. xxx ( 05/11/2003 11:55)
Tsy milay raha lava loatra.Sady ny andro izao mafana ka manjary mitazona fofona raha lava loatra.Tsy misy incovenients izany io na raser-na na tsia .
8. fijo ( 06/11/2003 09:03)
ka raha razena koa anie dia manindrona e.
9. oupsyyy ( 06/11/2003 17:50)
Sady magidihidy ko raha voa avy rasér na ka mitsiry iny le volo de mana ouainina be hoe milalao fika fona kou
10. xxx ( 10/11/2003 10:56)
Zé tinao ihany io e! Aleo ny vavy hanala satria zay no hitany fa mety @. Refa manpihena force-nareo ny hanala ny anareo d avelao @ zao fa mampisy charme azy io e!
11. bix ( 15/12/2003 12:55)
ary raha io ve ry zalahy no mampihena ny hery tsy tena efa izaho no nalemy hoatran'ny koba ah ! fa izao fotsiny aleo tsy tena sola fa ohatran'ny apondra ilay izy fa izao koa no tena izy aleo ihaany somary miala kely fa izaho efa sendra sipa izay ary hoy izy hoe : Andriamanitro ô bibi inona ity fa angaha dia tsy mba asiana fikarakarana izy ity dia kasa safotry ny henatra aho fa lisany ve ahoana eh ! izahay koa moa karazan'olona be volo no mbola be an'le fandehany angaba dia handosiran'ny sipa vao hitany ery @ 1 km rehefa kelikely va raha azo atao ry zalahy dia aza solaina fa jinjaina ah !!!! de ..de .. de .. de ..
12. rinakely1 ( 15/12/2003 14:26)
bix:hihihihihihihihihihih
aza asorina izany fa iny no tena maha ecxiter ny joba e!
13. fijo ( 16/12/2003 10:02)
izany ve ry rinakely.
14. rinakely1 ( 16/12/2003 10:50)
@ko tiko e!
15. fijo ( 17/12/2003 10:57)
de sadam izany ko.ilay volom bava io an.
16. rinakely1 ( 05/01/2004 13:44)
ié!
17. fijo ( 07/01/2004 09:39)
ary i moise
18. ikaretsaka ( 12/01/2004 16:48)
ko tsy hifampitadiavana ao ve ry fijo sy ry rinakely!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5313