rap
1. taxbota
(
17/05/2003 10:40)
o!ry zalah! ny rap anie tena ahitana ainga mpanahy eh! sady rehefa mivazo tena milay ah!
répondu par six le 21/02/2004 18:23
4. xxx
(
18/05/2003 19:09)
Gasy ve ny rap?
Marina fa kolotsaina fa azonareo lazalazaina ve ny niantombohany sy ny tantarany? Sao mantsy dia miaina ny zavatra tsy fantatra akory ny gasy.
Marina fa kolotsaina fa azonareo lazalazaina ve ny niantombohany sy ny tantarany? Sao mantsy dia miaina ny zavatra tsy fantatra akory ny gasy.
5. taxbota
(
19/05/2003 09:25)
nyrap dé tany @getto any amerika no niandoany ary nahatonga ny rapeur tsy tia boys band dia notifirin'ry zalah i 2pac fa malaza be .izay ny tantarany ry xxxxxxxx eka hoy izy !TST
6. xxx
(
20/05/2003 15:20)
Fa inona no antony nahatonga ny olona hihira rap? Satria nandevoizina izy ireo... (ghetto), ny Ghetto dia toerana iray nametrahana ny jiosy ka tsy navela hivoaka izy ireo satria noheverina ho race maloto. Ka ny ghetto tany Amerika dia toa izany koa. Toerana nivondronan'ny mainty hoditra. Exclus izy ireo tamin'izany ka nitady fahafahana.
Ny rap izany, dia hira mitady fahafahana ho an'ny mainty hoditra voageja.
Io indrindra no mahagaga ahy amin'ny mpi-rap gasy. Fa angaha ry zalahy koa voageja???
Ny rap izany, dia hira mitady fahafahana ho an'ny mainty hoditra voageja.
Io indrindra no mahagaga ahy amin'ny mpi-rap gasy. Fa angaha ry zalahy koa voageja???
7. rasam
(
20/05/2003 12:08)
Eny e tsy dia misy kozy azo ambara firy fa efa misy ange ny site web gasy hampahafantarana ny rap e.Mba tsidiho fa ho hitanao ao daholo ny momba izany.www.madahiphop.est-ici.org
sur daholo dia mahereza.
sur daholo dia mahereza.
8. taxbota
(
21/05/2003 12:13)
raxxxxxxxah!tsy mitady famonjena anie ny rapeur gasy eh!famba mivazo hh fotsiny izy sady manana aingampanahy matoa izy mira rap.Dé big up daholo ry mpanoratra
13. sipah
(
05/09/2003 17:03)
ny RAP lesy eh,fampitana hevitra an,tsy voatery ho izay koa anefa no mety eritrertanlah azy!!!!!fa samy manana ny heviny!!!Rap aza no hitako fa milay ndrindraamin'ny otrizay retra !fa bon,samy manana ny tiny io e!!!zay fts nge !!!l
14. bonetra
(
24/11/2003 09:36)
Big up ra Tax!!!!
Marina dol mintsy lesy zany kozy nalef' an laah teto izay ah ,KOLINTSAIKO!!!!!
Marina dol mintsy lesy zany kozy nalef' an laah teto izay ah ,KOLINTSAIKO!!!!!
15. xxx
(
29/11/2003 13:44)
ny rap no tena hahitako ny zava-marina rehetra @ fiainana ary tsy milaza hafatsy ny marina ihany ka mankasitrakan'ireo manao azy e!
16. dinandy
(
01/12/2003 09:54)
za dé sipa tia rap sady ny ahy tsy ny instrum no tiko fa lé texte refa mihaino a!zany no tsy itiavaka an'lé commercial reny satria tsy dé misy dikany lôtra ny texte fa zé ampalaza an'lé hira fotsiny,dé big up daôly e!
17. lohalaharana
(
03/12/2003 18:52)
azafady tsy ny isntrum no maha rap azy fa ny ziko alefany ???? sa ahoannnnnnn.........:twisted:
