ny rap aloha ry zalahy dia milay fa ny olana simbain'ilay cof mila ady ireny ilay izy dia lasa ny rap no tsy dia ankafizin'ny olona loatra satria , mila gafy ilay mpiondana azy , ary raha mahay ry zalahy, dia tokony tsy maka fahavalo an'iza na iza fa anantona bebe kokoa ny artista mba mifanampy okay
taxbota lewaza.
io r zalah atao matotra sy mlay be d mankafy ho azy na ny milaza ho tsy tia ireny a, ny instrum & ny texte ao doly, dia mamporisika ny kôfa rehetra mpiondana rehetra, d big up lless.
six e