éducation sexuelle

1. xxx ( 10/05/2003 11:45)
Inona avy no zavatra tokony ho fantatry ny tanora momba ny sexe avy @ ray aman-dreny ary inona ny zavatra hainy ho azy (namana...)?
novalian'i kintanala ny 22/02/2005 16:52
2. xxx ( 16/05/2003 16:56)
Ny zavatra rehetra de tokony ho hainny daholo satria ahoana no ahafahan'ireo zaza vao mitombo hahalala zay tokony hofantarina rehetra raha tsy ny ray amandreny no manondro voalohany
Mazava ho azy fa ny zavatra lazaina dia mifandanja @ taonan'ilay zaza
3. xxx ( 16/05/2003 18:40)
Ho an'ny Malagasy k'lou dia toa sarotra ihany ny hivantana amin'ny zanany momba ny zavatra toa izany e. Resaka fady sy ny sisa. Manao blague eo imason'ny anadahy fotsiny aza dia efa loza be.
Izahay dia tsy nampianarin'ny ray amnadreny an'izany k anefa mahalala ihany aty aoriana. Ilaina fotisny ny mitandrindra hoe namana ratsy sa namana tsara...
4. anjakely ( 20/06/2003 15:21)
salut!
tean ilaina ny ray amndreny miraeaka sexualité am zanany! ny teanko de tsy mba nampianarina izany fa de voataiza ho azy teny! neafa ho mahita fa tsara tokoa raha mampita na de kely fotsiny ihany ary ny ray amandreny
5. xxx ( 28/06/2003 17:18)
raha ny fandrosoana @ izao fotoana izao dia tsara raha misy mpanoro sy mpitantana ary mpanara- maso ny ankizy @ resaka sexualité .Aza atao mihitsy ny fampitahana ny taloha sy ny ankehitriny @ io lafiny io.
Hevitra diso ihany koa ny fiheverana fa resaka fady raha atao eo imason' ny mpianadahy na mpianaka ny resaka sexualité
Tsy misy te- hanan - dratsy! koa tsy tsara ve ny mifanazava mialoha amin' ny zavatra misy sy mety hiseho toy izay hifanome tsiny any aoriana noho ny takaitra azo
6. perla ( 11/08/2003 10:52)
Tsara ny miresaka amin'ny zanaka izany kanefa kendrena tsara amin'ny fotoanany.
Fa iza no hiresaka mialoha , ??? ny resaky ny ankizy no samborina sa ny tena no manao exposé???
7. xxx ( 11/08/2003 10:52)
Tsara ny miresaka amin'ny zanaka izany kanefa kendrena tsara amin'ny fotoanany.
Fa iza no hiresaka mialoha , ??? ny resaky ny ankizy no samborina sa ny tena no manao exposé???
8. xxx ( 11/08/2003 14:48)
moi je trouve que c bien que les parents parle avec leur enfants l'éducation sexuelle et mety daholo na ny resaky ny ankizy no samborina na ny ray am-dreny no manontany na koa atao vazivazy ilay resaka parce que c pas facile de dire aux parents au debut mais je pense que ca va apres perla dit le mots expose c quoi pour toi?

9. mampikanto ( 13/09/2003 17:58)
Miarahaba anareo rehetra,
Io resaka mombany fananahana io dia anisan'ny nataoko "memoire " t@izaho nianatra .Ilay thème dia hoe "éducation sexuelle des filles à Madagascar", io resaka io dia tokony horesahany ray amaandreny @zanany fa io daholo no anisan'ny mahatonga an'izao resaka fanolanana sns @zao fotona izao.Ary izy io dia tokony hatomboka any @faha-3 taonan'ny zaza, ampahafantarina azy @zany ny fahasamihafan'ny sexe lahy sy vavy dia mitobo miaraka @taonany ilay zaza koa ny fampianarana azy.Tsy tokony ho tsinotsinoavina izy io fa tokony ho raisin'nireo ray amandreny toy ny fanabeazana rehetra ihany.
Izay fa dia @manaraka indray ny tohiny.
10. hery ( 13/09/2003 17:28)
Mahaliana ny zavatra nolazain'i Mampikanto. Navoaka ve ilay mémoire-nao? Mety azo hananana ve ny copie-ny? Tena mahaliana ahy.
Misaotra mamaly.
11. mampikanto ( 16/09/2003 17:50)
Hery,

Raha mahaliana anao ilay izy dia afaka anaovako copie ilay izy ianao nefa tsy fantatro hoe @fomba ahona no anomezako azy anao.

Mampikanto
12. hery ( 16/09/2003 12:43)
Ok,

Mandefa message ho anao ao amin'ny namana aho.
13. xxx ( 29/11/2003 14:06)
any amitsika angamabany mbola sarotra b ny hiresahan'ny ray aman-dreny sexe @zanany izany, nefa mba tsy hitragan'ny zavatra any aorina d hampafataro ihany zahay ankizy e! Avy manko zay ihany no kianina nefa nareo aza tsy mba mampianatra anay ko!
14. booboo ( 26/11/2004 16:35)
eny ôa
15. moi ( 06/12/2004 12:26)
Angamba tsy misy zavatra hainy ho azy izany ka ! Haihay fotsiny fa tsy tena hay.
Fa aleoko RAD no mampianatra ny ankizy, noho ny namana. Aza andrasana ho efa indisposé koa ny ankizy vavy vao ampianarina, fa dieny mbola tsy tonga aminy izany dia efa lazaina mialoha hoe misy izany cycle menstruel izany ... Ny rapport sexuel : azavaina tsara fa tsy resaka lahy sy vavy mampiaraka izany, tsy hoe miaraka matory ara-bakiteny, na bizoubizou, fa ny sexe an\'ny lahy ampidirina ao amin\'ny sexe an\'ny vavy ; tsy ampitahorina izy fa dia tsorina hoe tena mahafinaritra izany ; dia hazavaina ny virginité, ny mahabevohoka ...
Dia hoatry ny mivantana be ve ilay resaka ? Zay no hitako fa mety itondrana azy ka zaraiko, satria efa nahitako fahombiazana.
Tsy mifidy izy ity hoe ny lahy no mampianatra ny lahy (izay no tokony ho izy), fa dia izay mahay mampianatra azy amin\'ny ankizy no aleo hanao ny fampianarana e ! Aza mifampiandry izany, fa izay vonona aminareo RAD dia alefaso, ary izahay mivady no niaraka tamin\'izay.
16. kintanala ( 21/02/2005 16:37)
ny resaka education @ko dia tsotra ny mots cle ny!! ary tsy education sexuel ihany fa ny education @lafiny rehetra mitsy!! .. COMMUNICATION :wink:
zan hoe... ´ny RAD (
17. iartistika ( 22/02/2005 16:44)
Mahay mihitsy ianao ty ka! marina moa eh! =D>
18. kintanala ( 22/02/2005 16:52)
:°)
19. kintanala ( 22/02/2005 16:52)
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6604