Inona no foto-pinoan'ny Malagasy?

21. camkz ( 10/03/2004 17:16)
marina ny an'i pitchou !
fa ny amiko manokana dia satria aho zanak'olona protestant dia protestant ! ho antsika hafa dia izao jereo ny boky tantaran'ny Andriana ! fa hatramin'ny nisian'ny vary teto @ tsika voalohany aza voalaza ao ! IZAHO TSY TIA TERENA HOE IZAO NO FINOANA satria izaho MPANDINIKA TANTARA ary mapalaheloahy isika gasy MBOLA MIKAROKA IDENTITE kanefa efa NANANANTSIKA TALOHA ELABE !!!! de zay eh camkz!! mba mamakia io boky io izay mazoto ( tantaran'ny andriana ) by camkz
22. librepenseur ( 11/03/2004 17:57)
Tsy tahaka izao velively ny toekarena sy ny foto-pisainan'ny malagasy raha tsy nisy ny vahiny nampiditra ny baiboly teto.
23. xxx ( 02/01/2005 17:06)
tsika anie ra tsy misy le Ambony tsy nisy finoana isika éééééé
24. shmaisrael ( 05/12/2014 08:34)
Noheverintsika foana fa nanana finoana ny malagasy taloha...eny tena nanana izy satria finoana nolovaintsika t@ razantsika izay tsy iza fa ireo voasoratra anaty baiboly... voarakotra ara-tantara ao anaty baiboly, tao anaty tantara izay may tao andafiavaratra ny mombantsika malagasy.

Jereo daholo fa ny tenin'elohim rehetra voalaza ao anaty baiboly dia mamaritra ny toetrantsika malagasy daholo... na ny taombaovao malagasy aza dia mifanindry @ taombaovao anaty baiboly, ny ABIB, antsointsika hoe alahamady... voatazona hatramzao satria isika ilay vahoaka isarely tamin'izany... hany ka mandrapahatongantsika taty dia lasa nolovaintsika ireo kolotsaina sy fombafomban'ireo tany izay nalehantsika rehetra...

Ao @ tantaran'ny andriana misy manazava kokoa , ny mampalahelo anefa dia isika malagasy tsy mety mino ny marina izay efa voasoratra momba ny tantarantsika... rehefa ny vahiny no manoratra ouvrage dia toa mino daholo ihany nefa na efa ompa aza no anaovany ANAO !! mampalahelo
25. rainisalama ( 25/02/2016 11:16)
Tamin'ny 2003 ity resaka ity nu nanumbuka. 2016 isika izau. Aiza ianareu rrodin, fijo, rasta, rahaj0...? Misy resaka mahaliana ahy tatu. Ny nahagaga ahy vualuhany misy sady "juge" nu "partie civile"...tsy tsara izany nefa aleu lavitra tuy izay "xxx"...Amiku, ny "tolérence" vualuhany ianaran'ny gasy dia ny fianarana ny mizaka ny hevitra hafan'ireu tsy mituvy finuana (conviction): tundruiku vualuhany amin'iu ireu kristiana . Mieritreritra izy ireu fa ny azy irery nu marina sy mendrika ny hisehu masuandru. Ary tsy eritreriny ihany izany fa ventin-kevitra vuarakitra au anaty baibuly mihitsy. "Atauvy mpianatru ny firenen-drehetra" huy ny vuasuratra.Vatusakana lehibe hu azy ireny izany ka mampananusarutra ny fifampidinihiny amin'ny athée , na ny libre penseur, na ny mpihazuna ny finuana nentin-drazana....
26. harenadanny ( 29/04/2016 13:55)
ka samia mijoro @ fivavahany ny tsirairay! samy manana ny azy ny fivavahana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2308