Firaisana

1. xxx ( 29/07/2003 09:35)
Raha @ zao androtsika izao:"possible" ve ny tsy hisian'ny firaisana alohan'ny "mariage"?
novalian'i zobeda ny 13/02/2004 19:55
2. xxx ( 29/07/2003 16:52)
miankina amin'ny ao an-tsaina ihany io ry nao a! arakaraka izay fomba itondrana azy. Mety possible misy izany, zaho aloha mino e! asa ianao ...
3. xxx ( 29/07/2003 17:17)
Tsy mazava amiko tsara ilay fanontaniana. Lehilahy " vierge" hanambady vehivavy " vierge" ve?
sa lehilahy "tsy vierge " hanambady vehivavy " vierge" sa ny mifanohitra amin' izay ? kanefa tsy hanao firaisana alohan ' ny " mariage "
Ny possibilité - ny moa no hanontanianao dia tsotra ny valiny : tout est possible
Ny fanontaniana tsara apetraka dia ny akony ( conséquence )
4. xxx ( 30/07/2003 18:50)
Tsy votery oe lehilahy vierge na vehivavy ka!! fa de hoe mety possible ve ny olona 1 vierge @ mariage @ zao fotoana zao!!!
5. xxx ( 30/07/2003 17:55)
Possible io ka!
Dr . ny tena ary mahafantatra olona maro toy izany ( gasy na vahiny ).
6. xxx ( 01/08/2003 11:17)
Ka @ fotoana zao koa ange oh oe mahamenatra ny hoe mbola vierge @ mariage zany!!!
7. njivo ( 27/08/2003 11:59)
amin'izao fotoana izao indrindra ami'ny fitobaky ny kapaoty izao dia sarotra inoana ihany satria betsaka ny tia manandrakandrana fianana
8. xxx ( 28/08/2003 09:58)
fa rehefa ahoana moa no lazaina hoe virijiny ny olona iray, mety efa nanao masturbation foana ange ny pokona e!
ary raha sipa izy dia mety efa nasainy namboarindry zalahy ny fitombenany fa ny any aloha atao dessert amin'ny mariage na efa nampidirana ihany fa ny lohany fotsiny....
9. xxx ( 15/10/2003 18:27)
Aza manao resaka hafahafa fa mahatsiravinabe!
10. xxx ( 15/10/2003 18:30)
Iza koa izany menatra @ hoe manambady mbola virjiny izany?
Tena efa mivoatra marina ny toe-tsain'ny malagasy a! manaraka ny fomba vahiny,
tsy hitanareo hoe mivoatra mankany @ ratsy ve izany e?!
11. duddy ( 27/10/2003 17:35)
Tena tsy azoko mihitsy koa hoe inona no mahamenatra @ ilay hoe manambady mbola vierge?Izaho aloha raha mahita vady toy izany dia tena mandihy mihitsy e!
12. xxx ( 27/10/2003 13:27)
Izaho aza mba gaga,

nefa ny lehilahy mihitsy indraindray no manamaivana ny vehivavy rehefa hoe lanin'ny sasany mialoha ny entana!
tsy izany moa no filazanareo azy!
13. fijo ( 28/10/2003 12:01)
raha entana tsara kosa ve?
14. xxx ( 29/10/2003 14:10)
Hay moa misy an'izany indray (entana tsara sy ratsy)?
15. fijo ( 30/10/2003 09:35)
misy kosa ireo tena misarika ny maso,ary tsy mamela ny anga panahy hipetraka tsara.
16. xxx ( 30/10/2003 12:19)
Mandeha hatr@ aingam-panahy koa kay izy ity!
17. fijo ( 31/10/2003 20:59)
oay,fa aiza ianano izany,mila ainga panahy tokoa ka.raha entana godragodra be ve.an,an.
18. pisobe ( 04/11/2003 14:28)
Salut!
miankina @ fanabeazana azo ny maha-possible na tsia ny firaisana alohan'ny mariazy. Fa raha hilaza ilay teny hoe "virjiny" dia ny vehivavy no tina lazaina eo, mbola tsy naheno za hoe lehilahy virjiny no nanao mariazy, zany hoe tsy mahazatra zany e le teny e.
Ny tsy azoko @ lehilahy dia ity, raha toa izy ka efa niray t@ vehivavy mbola virjiny, na 1 fotsiny aza talohan'ny anaovany mariazy dia tsy tokony hieritreritra ny hoe hahita virjiny ntsony izy satri raha toa ka manao toa azy avokoa ny lehilahy dia samy efa nahazo ny tsirony zany e.
Le mariazy @ zao koa anie toa titre fotsiny e.
Bue
19. fijo ( 05/11/2003 20:47)
marina ny an'i pisobe.tsy misy dikany intsony izany mariage izany izao,fa dia fandaniana andro sy fisehosehoana fotsiny sisa.Ny tena maha mariage azy efa tsy ao intsiny.koa aza miafiafy izany fa manaova raha mahita tsara.
20. tsimisitoazy ( 06/11/2003 13:55)
mankasitraka ilay eo ambony aho kao ratsy mbandy mpiahaka koa hiaritra mariage tsy hise eo ny antsika anie zao lamode ny bevohoka vao manambady raha hisy aza izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5225