Firaisana
21. mael
(
07/11/2003 09:09)
marina ny anao r'i tsimisitoazy,
kou raha tsy bandy goudraka sy matahotra fitombenana kou,
ny ahy aloha, raha vao miaraka amiko izany, tonga dia miammm, miammm, é.
Sady tsy misy maharatsy izany hoe manao firaisana mialohan'ny fanambadiana izany é,
Ny vehivavy ko tsara raha nahita fiainana kely aloha vao manambady sao efa ao antrano vao manondrana mitady ..... afa eo, noho izany:
raha virja izy dia amboary araky ny fomba mahamety azy,
fa raha tsia kosa dia efa izay izany ,efa namboarindr'ileirony ny entana.
bay

22. pisobe
(
08/11/2003 17:41)
Salut!
Zany ve ry Mael? Vao miaraka aminao, tonga de miammmm, miammmm,
de mazotoa fona ary e!
Zany ve ry Mael? Vao miaraka aminao, tonga de miammmm, miammmm,
de mazotoa fona ary e!
25. fijo
(
12/11/2003 20:03)
koa raha vaky ny vera dia ahoana.ih,ih,ih natao ampihomehy iny,fa tena tsara ilay sary eo ambody trano ry piso a.kay.aty france ve iny.
26. isrine
(
12/11/2003 18:17)
Salut!
F'aiza no misy sari-piso ry Fijo?
Ka vaky anie ny vera ry Fijo rehefa tafaraka ny piso sy ny miel (mael ) e. Satri ny piso milelaka ny miel, de i Mael tsy manaiky ho lelafin'ny piso. hihihi
F'aiza no misy sari-piso ry Fijo?
Ka vaky anie ny vera ry Fijo rehefa tafaraka ny piso sy ny miel (mael ) e. Satri ny piso milelaka ny miel, de i Mael tsy manaiky ho lelafin'ny piso. hihihi
27. fijo
(
12/11/2003 19:25)
hm,hm maha te handray anjara izy izany.aleo avadika fa tena mila ho lasa tsara be.
29. fijo
(
13/11/2003 19:33)
aiza ary i mael teo no tsy hita intsony,lasan'ny sasany eo indray io ko.
30. pitchou
(
02/12/2003 14:24)
izay hitiavana ny fanambadiana no tokony ho eritreretina! raha ny an'ny sansany ny maha virj no hitiavany azy de miomana izay vevavy azony eo fa rehefa tsy virj intsony izy de hitady hafa izany! ny an'ny sasany ny maha-olona ilay halainy ho vady no hitiavany azy de tsy mipetraka aminy akory ny fanontaniana toy itony!
31. fijo
(
02/12/2003 19:14)
ilay hoe virj kosa anie mba le voalohany ihany fa tsy hoe rehefa tsy izy intsony dia ariana e.
34. niainjanahary
(
24/12/2003 18:20)
possible izany nefa efa démodé ry kala a! ataovy toy ny fihinanam-bary isan'andro è. sady @ izay mahay tsara rehefa manambady
ho ahy aloha tsy tia sipa tsy mahay milalao é
ho ahy aloha tsy tia sipa tsy mahay milalao é
38. ralanz
(
01/01/2004 19:07)
le ra xxx aloha de mahita karazandrewsake,hm hm miaiky mihitsy ny tenanay
39. xxx
(
01/01/2004 19:12)
firaisana=mariage??
kou firy zay ol retra miray zany d manabady daol!sa inn ary an!zany v d hitombona!ra oh aza hoe miray @ sipa 3 ilay kofa d aiza kosa!!
sa fikanareo kofa injay ty firaisana=mariage anahodikodinana saina antsipa!??