Firaisana

41. nata ( 03/01/2004 11:00)
zany v tsy misy contradiction re!?
42. donemaskit ( 03/01/2004 11:13)
Ny hevitro indray :
mariage = fitiavana
firaisana : inclus ao @ fitiavana
43. rinakely1 ( 05/01/2004 13:11)
io farany io no marina.
44. fijo ( 06/01/2004 09:48)
miraisa aloha e.ny mariage manaraka raha tsara ny resaka.
45. xxx ( 06/01/2004 15:28)
tsy zay koa v moa tedavinareo kofa! d refa avy manao d lasa @zay nareo mandé!
inn resaka hiteo refaveo!!?
46. fijo ( 07/01/2004 09:06)
aiza kosa no hoe lasa avy eo.raha tsara ve avotsitra
47. lema ( 16/01/2004 12:37)
dé zay foana ve no mitady nareo zany tsy mitady mihitsy
48. xxx ( 16/01/2004 18:39)
Tsy mety kosa raha tsy manao alohan' ny fanambadiana e. Raha tsara dia tohizana ary raha ratsy dia hatsaraina .
Raha amin' izao andro izao dia tsy mety mihitsy izany miarakaraka tsy manao firaisana izany ; very andro sy fotoana eny fotsiny .
Tsy ilaina mihitsy ny mihatsara-velatsihy rehefa miaraka ny olon- droa . Io firaisana io no tsy maintsy manosika ny tsirairay hiaraka fa lainga be ny ankoatr' izay. Koa raha hanao ihany tsy aleo ve atao dieny mbola matanjaka .
49. pitchou ( 17/01/2004 13:46)
ka nareo lehilahy ihany no vaky loha mitady vehivavy virj rehefa hanambady de ahoana izany?
50. yves ( 19/01/2004 19:07)
impossible
51. yves ( 19/01/2004 19:08)
impossible waaaaaaaaaa
52. manantsoa ( 19/01/2004 18:30)
mazava ilay sujet e! hoe : amin' izao androntsika izao .

Resaka be izany lhl tena tsy maintsy mitady vhv virjiny izany .
53. fijo ( 21/01/2004 09:47)
vitsy izany mitady virj izany vao manambady.
54. pitchou ( 21/01/2004 17:48)
hay moa izany indray? zay zany fa aza misy mampiditra resaka sipa virj eto intsony an!
55. fijo ( 22/01/2004 09:03)
tsy izaho aloha e.
56. zobeda ( 13/02/2004 19:55)
izao fotsiny ny teneniko amin-tsika!
an-kavitsiana izany bandy Vier manbady sipa Vier izany!!!
fa izao fotsiny ataovy ao an-tsaina ry namana isany !!! ho an-BANDY aloha ny kozy voalohany , rehefa mba niaraka t@ sipa V iray ao anaty fianana dia efa milay na tsy lasa vady aza avy eo, na dia hoe efa sipa tsy vier intsony aza no lasa vaty avy eo,?? fa raha ahoatra kosa ka bandy mbola tsy namaky izany teo amin'ny fiainany dia aza mbola manambady fa manjary simba ny tokatrano rehefa any aoriana any satria izao no antony.
lasa manjary mitsiriritra foana ianao hoe ahoana ary izany mamaky sipa izany ??? ka lasa manao ny tsy fanao avy eo??

HO any SIPA indray ny asiako kozy kely ?? tsy maninona na tsy Vie intsony aza rehefa manambady
raha toa ka efa mba namaky sipa hafa ny vadinao , fa raha tsy izany
mijaly ianao, marina fa mety tiany ianao @ voalohany sy farany nefa mba misy ihany andro iray mba mahalasa ny sainy?? fa ny tena tsara dia ny vadinao no mamaky anao dia milay be ny suite ??
nefa moa raha tsy izany no tanteraka dia ireo kozy ambony ireo tanterahina ..???
bye bye
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1553