Joba vita

1. xxx ( 02/09/2003 11:55)
Hita ivelany ve zalhy ny joba efa vita??? de in no halalana azy???
novalian'i fijo ny 27/01/2004 09:27
2. xxx ( 02/09/2003 12:05)
Jereo fotsiny leisy ny fehany de kopy ela an!!! ny hanche!!!
3. xxx ( 29/09/2003 12:02)
Tandremo fa misy Jô tsy fantatr'elà mitsy hoe mbola d'or an !
4. cocory ( 02/10/2003 19:22)
tsy fantatra izany!vehivavy aho milaza anao zany!Misy efa toe-batana!mba misaina fa aza mametraka fanontanina vendrana toy izao!
5. koty ( 03/10/2003 19:53)
tsy kobo izany ioeh,ny eny tsaralalana aloha efa vita daholo e
6. xxx ( 07/10/2003 10:32)
io ry zalahy de tsotra ny valiny a, andramana izy de hita eny ihany , io koa ny fomba firesany de efa ahitana azy sahady
na ny fihetsiny aza de efa ao izy zay
7. alex54 ( 08/10/2003 09:49)
de ahoana leitsy ny fomba firesak'izany?????
8. lion ( 08/10/2003 10:08)
tonga izy dia miangotitingoty be ohatrany hoe efa tany izany.dia efa nisy talohanao izany mazava ho azy.
9. xxx ( 11/10/2003 17:47)
Tsy voatery zany ry zalah a!
Fa io miankina @tena toe batany ihany io!Nefa loa de tena fatantra ihany ny olona efa vita an!
Fa raha amiko aloa io dia miankina @toe batana wa! Misy ary vevavy efa vita zao de tena mahia kely mihitsy!Nefa misy sasany mbola tsy vita de efa mirongaronga be !
10. xxx ( 11/10/2003 08:32)
Dia tahaka izany koa, misy jôba mbola tsy vita kanefa toa malalaka sahady, dia misy jôba efa vita koa kanefa mbola tery.
Dia ahoana ihany izany?
Fifampiresahana sy fifampitokisana sisa fa na manandrana aza mety diso.
11. tovosoa ( 11/10/2003 08:39)
o ry zalahy ah ,io dia tsotra fotsiny kitiho izy hoe ndo hanano dia raha mety dia efa zatra ok;
12. xxx ( 11/10/2003 10:19)
Zany an!!!
13. fijo ( 14/10/2003 08:14)
na vita na tsia,tsy blema io rehefa mahay azy ialahy.
14. xxx ( 16/10/2003 13:01)
Kozy mintsy!!!!!! hihihihi
15. fijo ( 17/10/2003 19:41)
hidio ny maso,ampiasao ny vatana dia mangala tsirony,fa aza lany andro mieritreritra ny vita sy tsy vita eo.rehefa tsy hanao raha dia manofisa aloha.
16. xxx ( 20/10/2003 19:31)
Ary misy tonga de masiaka be ery ato zany an!!!! tsy azo hiresaha zvtr hafahafa fa tonga de miakatra be ts ts ts ts ts!!!!!!!
17. fijo ( 21/10/2003 09:13)
tsy masika letsy fa tsy te hilona a.mbola handany andro handinika izay inona eo ve fa tsy aleo mihinana aloha.
18. xxx ( 21/10/2003 19:19)
ianao ity izany tendan-kanina mihitsy a?
19. xxx ( 21/10/2003 12:56)
Kozy mints aky an!! reny le mamango etsy sy ero!!!!!!!!!
20. fijo ( 23/10/2003 08:29)
manao ahoana ianareo roa.aza dia masiaka toa io moa ianareo e!tsy tiako fotsiny ny fisainan dry zalahy hoe vita sa tsy vita.inona no idiran'izany @ izay atao?rehefa vitanao iny dia hitady tsy vita hafa indray?izay aloha fa rehefa avy eo indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.554