Joba vita
103. lema
(
14/01/2004 10:21)
ka rehefa atsofoka any ny fanondro adala dé inona no tokony hiseho raha vita izy ary raha manao cinéma izy dé ahona
105. colpain
(
19/01/2004 14:27)
za ranga mba omeo joba efa vita ireny , fa tena mbola tsy nahazo mihitsy
106. pitchou
(
24/01/2004 14:03)
asakasakareo joba sasany tia hanotsofohan-drizalahy fanondro ko! izaho ko aloha vehivavy fa tsy tiako ireny lehilahy tsy mahay mampirina le fika reny fa vao mahita vehivavy d mikoropaka nedala e ! menatra ny tena hihaino ny commentaires -ndrizavavy rehetra nanadalo teo! aza hitako aza mahita ahy ilay hoe "ilay kofa miaraka aminy iny sahala @zao, zao ihany no mba hainy, zao ny record-ny, tsy mahavoa an'i ..." loza!
