Joba vita

81. rfanjav ( 10/12/2003 20:35)
ilay "angaha" dia valin'ny anao t@ 04/12 ka, asa hoe ho hitanao aiza aho io ! ary mody fanina ahoana koa e!

ilay mihinan-kena indray , atao ahoana fa izy aza dia efa mampitovy azy @ hena kou ! mazotoa homana ry xxxx (06/12) a !
82. fijo ( 11/12/2003 10:35)
raha hena matavy aloha tsy maninona e.
valiako ary amin'ny hafatra io fanontanianao io.
83. rinakely1 ( 12/12/2003 17:57)
refa nahavita jo iray aloha d mba mionona fa inn dray ary no mbola hanontaniana we ahoana no hafantarana azy we vita ity sa tsia.
84. rinakely1 ( 15/12/2003 15:24)
non tonga rangaha d teneno izy we efa vita v enao sa mbola tsy vita!
85. fijo ( 16/12/2003 09:50)
de tsy ahazo mihintsy raha izay no atao ko.
86. rinakely1 ( 16/12/2003 10:58)
satria nareo mitady ny tsy misy fona tsinn ka
87. fijo ( 17/12/2003 10:49)
fangaha kosa tsy misy mihintsy.misy fa vitsy.
88. rfanjav ( 18/12/2003 12:32)
raha manontany ianareo dia vao maika le sipa mandainga, fa reveo tsotra @ zao e!
eo am-pandrasana hono mahita ny atiny, hi hi hi
89. ramoul ( 18/12/2003 13:45)
Ka raha sipa efa barika be, kanefa miteny hoe mbola tsy; dia ahona rehefa kobo eo ampanaovana? tsy voamaika ve tena afa-baraka amin'izany ianareo vehivavy leoaza?
Tsory ny marina refa misy manontany ry rfanjav sao dia... eo
90. fijo ( 19/12/2003 20:21)
ny ahy moa dia rasaiko aloha ka.hita eo ihany ny tohiny avy eo.
91. xxx ( 26/12/2003 11:15)
Le joba efa vita ireny ane no tena milay e! bobaka be ny experience-ny .
92. fijo ( 26/12/2003 18:32)
izay mantsy.
93. xxx ( 27/12/2003 19:51)
DE ahoana indray nareo @ ity,pourquoi les hommes aiment se marier avec Une vierge??
Car ils n'aiment pas la comparaison!!!!!:!!!!!!!!!
azo nareo??
94. fijo ( 29/12/2003 19:31)
io toetsaina taloha.ka misy mbola mitazona hatramin'izao.
95. lema ( 30/12/2003 11:39)
fa inona lé comparéna e!tsy hoe mitovy daholo vé rehefa lehilahy e!
96. fijo ( 30/12/2003 18:29)
to comparena daholo isika ato,ka tsy hay intsony e.
97. xxx ( 03/01/2004 12:45)
F'inona no tena olana ry akama a!? inona ity resaka vaky na hoe tsy vaky ity ?
Tsotra ny valiny : tsapao @ tanana dia rehefa daba dia ilay ao aoriana indray izany no anjaran-dRangahy sady io teritery foana.Io zavatra io ange azo zairina dia hoe lasa vierge indray e! sa tsy fantatr'ialahy izany?
98. kally ( 03/01/2004 12:12)
Io indray ianareo lehilahy sasany!!!Dia misy tsy manana olana mihitsy indraindray kah!fa ny sasany ve dia tsy misy fitiavana mihitsy fa dia ny vita sa tsy vita no olana.Matoa anie ny vehivavy "vita"araky ny nolazainareo,iza moa nametrapetraka azy tsy naka vady azy akory avy eo,tsy ianareo lehilahy ihany?Ka nahoana no gaga avy eo?Ilay novitainareo nomenareo ny hafa ka nony mba mahazo ny efa vitan'ny hafa dia hoe oy a oy!
99. fijo ( 06/01/2004 11:11)
oy,oy ,oy maty izahay rakally a.marina ny andry e.sady mitovy io e.tsy tokony ho olana mihintsy.
100. xxx ( 13/01/2004 12:28)
finona no mampanotany anareo rehetra fa tsotra anie no ahafantarana an'izany tsisy marina daholo ny hevitrareo fa raha mahita joba ka mihahihahy hoe vita na tsy vita de alao ny fanondro adala de atsofohy any de fantaro avy eo hoe vita na tsy vita fa tsy eo be teorie eo daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1112