Joba vita

21. xxx ( 23/10/2003 09:30)
ny anareo lehilahy ve tsy itovizana ihany e!
mba mody miana-kendry eo koa ianao!
22. xxx ( 23/10/2003 10:51)
Marina mihitsy akia izany ! ny adrizareo dia izany foana rehefa azo izay ilainy dia hainy ny manambitamby ny vehivavy ohatry ny hoe dia tena tia ireny ;fa rehefa vita de........... aleo tsy ho tohizako fa izay
23. fijo ( 24/10/2003 08:35)
Ianareo roa ho aho aza dia fatra panenjika anay lehilahy eo.misy kosa anie ny manaja vehivavy e.ary tsy mivaky loha amin'izany vita sy tsy vita izany.ny ahy aloha rehefa manaja sy tia ahy dia mba toa izay koa aho aminy.
raha mbola masika eo ianareo dia afindrako ary amin'ny resa-behivavy.
24. xxx ( 24/10/2003 17:36)
Ato izahay afaka mahita tsara ny resaka ataonareo momba anay ko!
dia mba afaka miaro tena e! ha ha ha
fa nahoana izahay no tsy hasiaka, ianareo mitady hanindry anay fotsiny eo,
Resaka ka atao fa mitovy daholo ny toetranareo e! dia avy eo maika ery mitantara izay vita eny rehetra eny, mahatsiravina be mihitsy!
25. xxx ( 24/10/2003 18:41)
Kozy mints aky an!!!
@ 1è oh ny le mbo tena izy no M be de rehefa vitany @ zay eno D tantarainy any @ namany any oe iny leitsy efa vitako ........!! masosotra mints!!! en plus!! surtout eno oe nanao zvtr hafahafa de hataony mamay mints!!!! nareo lehilahy sasany ireny oa de manana toetsaina biby mints indraindray !!!!
26. xxx ( 24/10/2003 19:03)
raha tsy zavatra natao hifaninanana io!

mila manova toe-tsaina fa samy gasy izao ihany,

ohatra ny tsy manana anabavy,
na koa tsy mbola hiteraka vavy any aoriana any!

ny tody hono tsy misy fa ny atao no miverina!
27. fijo ( 28/10/2003 12:15)
AZA MASIAKA HOA.
maditra mihinty ianareo roa ireo an?tsy misy be tantara izany aty,fa ianareo no matahotra.na vita na tsia tiako foana e.
28. xxx ( 29/10/2003 19:36)
ianao izany atao hoe exception e!
fa na izany aza tsy maintsy masiaka foana izahay rehefa ato!
29. fijo ( 30/10/2003 09:49)
aza atao an'izany hoe exception izany,fa tena misy tokoa ny bandy endry.ary raha hiandry ny mbola tsy vita eo tsy ho lany ny andro.
30. xxx ( 30/10/2003 18:24)
izany a!
inona koa nefa moa no tena ilàna an'izany e!

rehefa vita dia maninona, dia rehefa mbola tsy vita dia maninona?

izay sendra anao eo kolokoloina tsara, mba tsy ho vitan'ny sasany eo indray e! sa?!
31. xxx ( 30/10/2003 14:08)
Kozy mints e!!!!
32. fijo ( 31/10/2003 09:02)
ka io anie no efa lazaiko ery ambony e.Ianareo roa no milaza fa zavatra hafa no ilain'ny bany.mitovy io.
33. jo1211 ( 31/10/2003 19:15)
Salut daholo! Jereo ny laferon'ny sipa fa rhefa milempona be dia efa vita izy izay.Tena marina io an!. zany moa ry vehivavy ô. Zà ry zalahy tsy mirevy sipa mbola tsy vita intsony. Efa nisy tantara be niainako io. Aleoko sipa efa vita sady ireny mahay mirevy tsara. Sa ahoana ?
34. xxx ( 31/10/2003 20:35)
dia mazotoa izany ry zalahy mijery laferon'ny sipa a! milempona sa tsia!
ha ha ha
35. xxx ( 03/11/2003 19:03)
ie!! mody mba oe mirevy joba efa vita nefa rehefa haka vady rehefa avy eo mitady an'ny le mbola tsy vita!!! ny fisainanareo lehilahy ange hafahafa mintsy indraindray e!!
36. fijo ( 04/11/2003 10:32)
rehefa aka vady ve dia mbola andany andro hijery laferana eo fa rehefa sendra ny tiana dia lasa iny.na vita na tsia.
37. xxx ( 04/11/2003 09:49)
Ahoana indray no ahafantarana fa vita derika sy vava?
38. fijo ( 05/11/2003 09:22)
raha vao mibindabindana ny vavany dia efa vita vava izay.ah;ah;ah
39. oupsyyy ( 05/11/2003 12:45)
Zany ve lety ra fijo, indray lesy no tsy hitako lety e, hihihi
40. fijo ( 06/11/2003 09:02)
ka mametraka fanontaniana ve izy ko.ny tena mety angamba dia orohana aloha ilay sipa,dia heno eo ny fofony hoe misy fofona balita sa ahoana.sa tsy izay ry oupsyyy.ary ialay io ve vavy,sa lahy sa ilay fahatelo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2141