Joba vita

61. rija ( 22/11/2003 20:17)
samy be resaka daholo lisany !!!
Ny tena marina ahafantarana anazy voalohany aloha de ny manao aminy zay elà vao tokony hino na hitan'là maso t@antsipirihany mihitsy ny nanaovany, na koa hita we efa NITERAKA. Izay izy vao fantatra we efa simba.

Tapitra
62. xxx ( 22/11/2003 13:03)
Tsy zany mintsy ka!! rehefa hitan'ela fa tsisa zavtra mnakany any antiny any de efa tany zany!! azo!!!
vendrany tsy!!!
63. fijo ( 24/11/2003 19:58)
dia ahoana i marie virginy?
64. rfanjav ( 25/11/2003 20:34)
dia rehefa vita dia maninona ?

dia raha mbola tsy vita dia maninona?

misy fiantraikany ratsy eo aminareo lehilahy ve izany?
65. oupsyyy ( 25/11/2003 09:29)
Tsisy ka, fa misy bandy sasany zany ny tena tiany sy ny fantasme de ny hanambotra sipa virjiny, fijo, avelaon ela maria ho any a
66. rija ( 25/11/2003 13:55)

Ary misy mahay maminany mihitsy ato an ! Fa ny mahagaga tsy mahasahy milaza pseudo fa miafina nefa manambany olona.
Mampalahelo ....
67. rfanjav ( 25/11/2003 15:09)
mahatsiravina ilay toe-tsaina indraindray,

efa tsy misy hasiny intsony ny vehivavy raha izany no ataon'ny lehilahy fantasme : hanamboatra sipa virjiny!!!

68. fijo ( 26/11/2003 09:24)
ah,ah,ah,aleo ary letsy avelako ho any izy a.ny nahatonga ahy niteny azy anie dia misy milaza eo ambony hoe rehefa avy manao aminy vao hita hoe vita na tsy vita,i marie anefa efa niteraka mbola virja hono ka dia napetrako ny fanontaniana.ilay miafina anarana indray olona misy olana ireny ka aleo izy ho any.ny anarany aza mahamenatra azy.
ary i rfanjav wa toa avy dia miakatra be mihintsy e,resa dehilahy anie ity e.
69. rfanjav ( 27/11/2003 20:38)
hi hi hi
resa-dehilahy momba ny vehivavy ity kou!
70. fijo ( 27/11/2003 19:25)
fa ekenay ihany ianareo,raha hendry miaraka aminay eto.
71. rfanjav ( 28/11/2003 13:50)
ilay hoe ahoana moa no atao hoe "hendry" aloha
72. isrine ( 30/11/2003 13:11)
Za hendry o! Te-hiresaka aminareo eto o! Ka raisinareo ve o?
73. fijo ( 02/12/2003 11:42)
ilay tsy masiaka aloha voalohany,micomprendre any faharoa,ary mahay mihaino anay fahatelo.dia raisinay daholo avy eo.
74. rfanjav ( 02/12/2003 20:49)
ha ha ha
dia raha ilay mamely anareo ato izany tsy raisinareo?

Ary za tsy mora miakatra zany, fa mba miaro ny vehivavy fotsiny e!
75. fijo ( 02/12/2003 19:49)
asandrato ary ny maha vehivavy anareo e,dia ampidininay ny mahalehilahy anay.
76. rfanjav ( 04/12/2003 14:48)
tsy mety kou,

hi hi hi

77. fijo ( 04/12/2003 19:34)
inona no tsy mety.ny manandratra ve.aza mody misary tsy mahalala moa fa izay anie no mahavoa anareo e.ho hitako moa rehefa....
78. rfanjav ( 05/12/2003 14:48)
angaha ?!
79. xxx ( 06/12/2003 12:08)
ka lay misy non! non! dia avy eo oui !! oui !!ange no milay fa tsy tonga dia lay miveraka ohatra ny ena eny antsena eh!!
80. fijo ( 09/12/2003 11:16)
iza koa io te hihinan kena io?
hena indray hono izany ilay izy ry rfanjav a.ary inona ily hoe"angaha"ny amin'inona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.125