Joba vita

41. xxx ( 06/11/2003 13:44)
mba rovina ihany nareo lehilahy ireto vo mbo tena ho matotra 100fa tena tsy azo atao vady mintsy ny h ohatranareo!!!!!
*
42. fijo ( 06/11/2003 19:23)
an,an,aza atao an'izany ny akama,fa ho itanao eo ny fahamatoranay rehefa miaraka aminao.
43. rinakely1 ( 10/11/2003 10:36)
zao no lazaiko anareo b fanontanina tsisy dikany reto, aleteo ao an-dohan'areo fa 'zahay vehivavy d oln mistery ka
44. fijo ( 11/11/2003 20:45)
mampatahotra izany ry rinakely a.kay,kay kay.loza be.
45. pisobe ( 11/11/2003 20:24)
Salut!
Ny tsy azoko dia ity, ianao nametraka ny fanontaniana zany , mila ny vehivavy mbola tsy vita mba ho vitaina, sa mitady ny efa vita mba atao vady.
Marina alou ny anareo, mba tsara ny mamita sipa in-1 teo @ fiainana mba ahahalalana hoe manao akory ny tsiron'izany. Fa tsy dia hamita sipa fona kosa no ataonareo. Misy anie ny lehilahy sasany tia mitady ny mbola tsy vita mihitsy e, asa na inona lotra ny antony?
F'angaha akia ry zalahy ireo rehefa avy mahavita sipa 1 dia milelalela ery hoe vitako iny sipa iny. De inona hono no tena tindry zareo ambara @ le izy? Hoe migesta fa nahavita ve? Tssssss De isain'ny olona @ izay ny vehivavy vitany. De rehefa tonga ny fotoana angatahiny vady any @ RAD sipa ho alainy ho vady, de hoy ny RAD le sipa hoe: atao inona koa lehilahy tsisy fotony toa an'iny, fa ny vehivavy rehetra tsy nisy tsy niaraka taminy... lol!

46. fijo ( 12/11/2003 20:26)
aiza kosa no dia ho toa izany.mbola zavoto vao manomboka no manao io toetra io.fa rehefa nahavita matetika tsy mizesta intsony.
47. oupsyyy ( 12/11/2003 15:26)
Nen ary zala, tsy de rarahako na mbola vao na efa tany a, mahazo ny jojopil za de tsara, refa tsy mou, hitady fanjaitra ao anaty mololo ve????? revena manja daolo e, tsya tao mamaky loha zany, ny fiainana aza efa tsy hita ze hanaovana azy kou mbola lozany hamaky loha am zany kou. Raha mitady sipa doro lisany e mamandry any am reniny refa izy mbola zazakely iny, de refa matoy de hain lisany ny tiko tenenina
48. fijo ( 12/11/2003 16:54)
marina io ry namana a.izay eo hifaliana fa tsy mitady ny tsy fantatra any akory.
49. isrine ( 12/11/2003 20:02)
Salut!
Ka ny tanora indrindra anie ry Fijo no be mpametraka fanontaniana eto e. Ary inoako fa toy izay io olona nametraka fanontaniana io.
Izay te-hahalala na vita za na tsia dia omeo ahy ny adresse-nareo, de ho tonga za hojerenareo @ endrika ivelany, na vita na tsia?
50. oupsyyy ( 12/11/2003 09:17)
ty ary n ena e, hihihihixxxxxxxxxxx@>>xxxxxxx.com.
51. fijo ( 12/11/2003 19:44)
de iny koa ny ahy.eh,eh,eh
marina izany ry isrine a.aleo ahita maso ireo zazakely ireo,fa manjary manaonao foana avy eo.
52. isrine ( 14/11/2003 12:50)
Salut!
Aiza no ahalalanao na vita ny joba na tsia. Fa za mahalala raha mahita lehilahy 1 hoe firy ny vitan'iny?
53. oupsyyy ( 14/11/2003 15:59)
Am fomba aona kou zany ry isrine??
54. fijo ( 15/11/2003 14:56)
mba lazao tokoa koe?
55. xxx ( 18/11/2003 20:28)
Nareo reto D somary tsy ampy kely mintsy!! in ka no hiasana saina @ zany e!!! izy aza mbo efa vita ko!!!
a+
56. fijo ( 19/11/2003 20:08)
mba te ahalala ko.izay anie.
57. oupsyyy ( 19/11/2003 19:30)
Fa anga diso tokou hoa ny manontany e, misy hoa ny olona susceptible a, tsy tokony hiditra eto mitsy fa de sososostra am tsisy dikany fotsiny!!!!
58. fijo ( 20/11/2003 20:46)
voalazan'ialahy ny marina.hita fa ady hevitra no eto ko.samy milaza izay fantany fa mety fa tsy pensée unique akory.izay no eto e.
59. oupsyyy ( 20/11/2003 09:58)
Fa tena ratsy ve raha tena vita tokou le joba e???
60. fijo ( 20/11/2003 19:34)
tsy misy fiovany letsy io an.mitovy daholo.ary samy azahoana tsirony daholo rehefa mahay ny tena.na manambady mbola tsy vita aza anie,rehefa vita ny 1er dia vita izy e.dia ho lasa ratsy ve.eo aza vao miha milay ny rugby ko.na judo izay tian'nialahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6561