Inn no position tena ankafizintsika?

1. xxx ( 16/06/2003 08:49)
Ö ry vehivvavy namana an! Inn ouah ny position tena ankafizinareo rehefa manao ... e?
novalian'i kamory ny 20/10/2010 07:37
2. xxx ( 16/06/2003 09:01)
Inona no tena ankafizinareo par devant sa par derrière ?
3. jahary ( 16/06/2003 09:46)
Aleo valiko ra tsisy vevavy mamaly e! Raha ny fahitako azy dia par derrière no tinareo vehivavy satrai io no mahakasika tsara ny clitoris sa aona?
4. gast ( 16/06/2003 13:36)
nena alo de par devant ary mampiakatra tongotra.
5. xxx ( 17/06/2003 08:48)
hidirako kely ny resa-behivavy an!

mbola tsy mazoto miresaka an' zany ny vehivavy malagasy.....ao ny saro-kenatra ka aleony any @ takona any zany no resahina izany hoe rehefa izy samy izy na samy mpinamana no tafahoana; eo koa anefa ny mody fanina tsotra izao nefa efa tena manampahaizana mihitsy: ary ao ireo tsy sahy miteny izany akory aza! fa @ ankapobeny ny fahitako azy dia ny mahazatra ihany no tian'izy ireo!
sa ahona hoy ianareo?
6. lucienr ( 17/06/2003 15:31)
ity resaka ity hoa tokony mba asiana limite-ny fa ny intimité anie misy foana na dia misy aza ny fandrosoana e !!!!!!!!!
Bon raha bandy an, aleo manova revy fa tsy ny an-dry zareo no ataonareo resaka e......Misy foana le fady e
7. hery ( 25/06/2003 17:56)
Inn zany pôzisiô??? :)
8. xxx ( 11/07/2003 17:01)
Ny fahatsapako azy dia ny fomban-drazana ihany no tena tsara sy ahazoana tsirony kokoa. Ny sisa rendrarendra fotsiny ihany
9. xxx ( 12/07/2003 17:38)
F'angaha ny razana mbôla manao toy izany koa?
10. yloh ( 12/07/2003 18:26)
raha za aloa ze hifanarahana dia milay daholo sa mangala sopapa any anaty film dia jereo zay hitanareo faf milay dia ataovy tandremo fontsiny sao lasa dal be eo fa anjary tsisy tsirony tsony
11. xxx ( 14/07/2003 11:50)
Efa sendra dal ngaha razoky fa kôziko aminao fa le dal be no tena mlay an!
12. xxx ( 19/07/2003 09:53)
tsy akitana no tena izy e! hahahaha
mitsangana io an!
13. xxx ( 22/07/2003 16:27)
Ary raha mianjera @ zany tsy akitana zany nareo razoky de ahoana ka tsy folaka ve ny boaikely
14. andrianavalomalala ( 09/08/2003 19:39)
milay daholo izy rehetra fa mahaiza mankafy
15. xxx ( 13/08/2003 16:56)
Ny ry zareo d devant d mitsingolika no tena tiko an!!!sady zah rehefa manao d mampirevy ny kofa fotsiny e!!ataoko daholo zay karazana pposition rehetra!!
16. xxx ( 28/08/2003 10:07)
raha ny marina ry zareo ny teny malagasy dia tsy mahafaritra tsara ny resaka firaisana ara-nofo mazava ho azy araka izany fa voafok'io koa ny foto-pisainana,
ny somary ampijaliana no tena revin'ny sipa rehefa milely, ahohoka, na somary veratina tsara ny feny dia lelafina kely matety pihavy ny laingon'ny fivaviny .... mbola hitohy
17. xxx ( 02/09/2003 11:36)
Zo nde mbo diso tafahoatra loatara leitsy zany e!!! koratsy ......@ koaitra lonuu!!! mbohasiana hajany ihany leitsy e!!!!!
18. bolida ( 03/09/2003 08:32)
mba ataovy matotra le resaka
19. xxx ( 07/10/2003 09:39)
za zany lela no mamaly anao ry tovovavy,
ny nonona no tena ankafizinareo indrindra ary tena tsy amelanareo mihitsy ny kofa rehefa eo
20. xxx ( 08/10/2003 14:46)
za vevavy mamaly ny fanontaniana.
ny ahy alou d misy fiandohana ny zavatra rehetra,alohan'ny hidirana amin'ny position d tokony tsy ho adinon'ny lelilahy fa lente koukou ny sipa raha mihoatra amy bandy ka somary taratara ny zava-drehetra,ampireveo safosafo sy biz alou d nonoy tsara ny fikany.ampazahoy position manatrika,mihorirana,avy aoriana,eo ambony,ambany,d mba ampiaraho @ mozika douce izany rehetra izany fa hahazo fahafaham-po tokoa izy sady hi-jouir tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3459