Inn no position tena ankafizintsika?
45. ikaretsaka
(
30/12/2003 17:10)
tsy tonga kosa fia mahitsy droit au but (raha tsy OM) fa mba asiana centrage indraindray e! atao inona fotsiny elatra havia sy havanana? aiza ko ny avant de pointe foana nop omena baolina?
46. fijo
(
30/12/2003 18:20)
rehefa hamono ihany ve ry karetsaka,vao alefa any ny baolina.dada koa ialahy ity an.
47. ikaretsaka
(
31/12/2003 16:08)
ka manjary ry Ronaldo foana no malaza fa mba mihetsika ihany ry zidane indraindray mi passe e
49. fijo
(
06/01/2004 09:50)
a,izany hono letsy rikaretsaka a.marina izany ny an'ialahy.lasa izao e.
51. ragaby
(
10/01/2004 19:28)
Toa otsany Kôfa dôly ve rangahy no miresaka eto anefa lazaina fa hoe resa-behivavy izy ty kle!
Mahagaga!
Mahagaga!
56. kamory
(
20/10/2010 07:37)
betsaka ny tsara fa miankina @ fitiavan'ny tsi-1-1 io e! Na miankohoka na mandohalika na mampiakatra tongotra tsara daholo e!
